ZAZAKELY LAVA VOLO

21. Veloo ( 04/10/2005 17:34)
mignone a oay kle tsara tarehy kely ny ankziy rehefa lava volo an...:-D:-D:-D
22. rebosa ( 07/10/2005 11:21)
le herimiafina kou miteni²-fôna an ! papé génik,serv de table, lay serveta eo no eo ihany ; sô de romotsa be eo lay bôfiny, ny volon-janany ve de atao an'izao si zao.
Anapaho kely ra-mamany a, aminay ny volo refa tina ho lava ndzay mantsy dia taliana avao de lasa koa e.
SAdy le bôfiny tô tsy milaza hoe hatrany @ tongony ne le volo e,hatseo @ valahany hono,aza siraina be fa sao de ringitsa be le volo!!!!!!!!!!!!!!
23. rebosa ( 07/10/2005 11:24)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1691