antsirabe

1. boubounezy ( 30/09/2005 18:30)
so dé mba misy mahafantatra ankizy nianatra t@ lyfre tao antsirabe nareo t@ tona 1980? ra misy oul avy any kou ka mahafatatra any boubounezy dé mba mandéfasa mail fa raisina antanandro na ny tsy ty azy talou aza. aza misalasala mintsy.... eo kou ny avy any tana ra mafantatra ana dé anoraty re za ry zareo a! manantena anareo
2. boubounezy ( 02/10/2005 12:51)
efa nandé t@ zay nolazainao za fa tsy mety ka aiza za zany no tokony andé?
3. rvoulah ( 03/10/2005 11:31)
salut boubounezy
rvoulah ny anarako , anisan'ny mpandrindra sy mpitantana ny dinika manokana "anay hatrany bira".
manasa anao hiara-hitafa sy hiserasera aminay ao!
betsaka ankizy avy any ao! ary tsy fantatra , mety misy ankizy fanatrao taloha ao!!!
4. vahiny2004 ( 03/10/2005 11:40)
rvoulah:

salut boubounezy
rvoulah ny anarako , anisan'ny mpandrindra sy mpitantana ny dinika manokana "anay hatrany bira".
manasa anao hiara-hitafa sy hiserasera aminay ao!
betsaka ankizy avy any ao! ary tsy fantatra , mety misy ankizy fanatrao taloha ao!!!


Efa elabe aho no nangataka hiditra ao @ dinika manokana "anay hatrany bira" io fa h@ izao mbola tsy nekenareo foana , fa maninona kay ?
5. rvoulah ( 03/10/2005 11:44)
vahiny2004
miala tsiny be dia be fa ny antony de elaela ny mpandrindra tsy teo , aisany aho.
andefasako fanasana enao de tongava amizay an!
6. vahiny2004 ( 03/10/2005 12:03)
rvoulah:

vahiny2004
miala tsiny be dia be fa ny antony de elaela ny mpandrindra tsy teo , aisany aho.
andefasako fanasana enao de tongava amizay an!



Misaotra mialoha
@ mailaka izany ho hahatongavan'io fanasana io ?
7. Herimiafina ( 04/10/2005 03:45)
Zahay kou angaha tsy mba mahazo manafika kely amin'izany tarin'Antsirabe izany e? Mba te-ho avy any Antsirabe koa ny tenanay e.:-D
8. boubounezy ( 04/10/2005 10:47)
fa inn nefa ny olana?

Herimiafina:

Zahay kou angaha tsy mba mahazo manafika kely amin'izany tarin'Antsirabe izany e? Mba te-ho avy any Antsirabe koa ny tenanay e.:-D



9. fijo ( 04/10/2005 21:31)
efa ao ndry zao ka.milay ao an.
10. boubounezy ( 04/10/2005 22:46)
fa enao kou anga avy any @ tanana sa?...


fijo:

efa ao ndry zao ka.milay ao an.



11. boubounezy ( 04/10/2005 22:56)
marina ve fa misy lanézy any bira?


fijo:

efa ao ndry zao ka.milay ao an.



12. boubounezy ( 04/10/2005 22:57)
misy lanezy tokou vé any bira?


rvoulah:

salut boubounezy
rvoulah ny anarako , anisan'ny mpandrindra sy mpitantana ny dinika manokana "anay hatrany bira".
manasa anao hiara-hitafa sy hiserasera aminay ao!
betsaka ankizy avy any ao! ary tsy fantatra , mety misy ankizy fanatrao taloha ao!!!



13. vahiny2004 ( 05/10/2005 13:09)
rvoulah:

vahiny2004
miala tsiny be dia be fa ny antony de elaela ny mpandrindra tsy teo , aisany aho.
andefasako fanasana enao de tongava amizay an!



Asa na izaho mihintsy no tsy mahay na ahoana, "nekeko ny fanasana" dia izao ny valiny azoko : angamba nesorin'ny mpikarakara indray ianao ? Dia inona indray no ataoko ? Efa t@ 08 Sept no nangataka mbô hiditra tao
14. rvoulah ( 05/10/2005 15:11)
vahiny2004< mahagaga izany ;tokony ho tsy misy olana anefa , andefasako fanasana indray enao de ho jeretsika indray!
nisy ankizy roa anefa niditra tamin'ity semaine ity tafiditra daholo
15. vahiny2004 ( 06/10/2005 07:50)
rvoulah:

vahiny2004< mahagaga izany ;tokony ho tsy misy olana anefa , andefasako fanasana indray enao de ho jeretsika indray!
nisy ankizy roa anefa niditra tamin'ity semaine ity tafiditra daholo




Tsa mety mihintsy ka : izao no nataoko

1.- nekeko ny fanasana

:: Fanekena fanasana
Nisy olana.
Angamba efa mpikambana amin'io dinika io ianao.

2.- dia nankeo @ ilay dinika avy hatrany aho

:: Dinika manokana
Tsy afaka mamaky ny hevitra amin'ity dinika ity ianao.
Tsy mbola mpikambana amin'io dinika io na koa mbola tsy neken'ny mpandrindra ny dinika ny fandraisanao anjara.
Raha te-hiditra hamaky na hanoratra amin'io ianao dia misorata anarana eto ambany.


3.- dia mody niverina t@ hoe handray anjara indray ary aho

Handray anjara

:: Anay hatrany Bira
natao ho atseka Nipetraka sy lehibe tany Bira. Ato ro miroky sefa tsary misy atao

:: Fidirana ho mpidinika
Efa mpandray anjara amin'io dinika io ianao ka tsy mila mangataka intsony.
Raha ohatra ka mbola tsy afaka manoratra ianao dia mbola tsy neken'ny mpandrindra ny fangatahanao ho mpikambana.


:: Fahadisoana
Natokana ho an'ny mpikambana ihany.

Raha toa ianao efa mpikambana dia ampidiro etsy ampita ny solonanarana sy tenimiafina. Raha tsy izany dia misorata anarana eto ambany.
Mandehana [ eto ] raha hisoratra ho mpikambana.

16. fijo ( 06/10/2005 20:53)
karakarao izy kia vola an.akama koa any io yyy.
17. boubounezy ( 07/10/2005 13:01)
misotra fa handramako refa misy mandéfa fanasana za na enao no mandéfasa any lé izy @ko e!
merci


vahiny2004:

rvoulah:

vahiny2004< mahagaga izany ;tokony ho tsy misy olana anefa , andefasako fanasana indray enao de ho jeretsika indray!
nisy ankizy roa anefa niditra tamin'ity semaine ity tafiditra daholo




Tsa mety mihintsy ka : izao no nataoko

1.- nekeko ny fanasana

:: Fanekena fanasana
Nisy olana.
Angamba efa mpikambana amin'io dinika io ianao.

2.- dia nankeo @ ilay dinika avy hatrany aho

:: Dinika manokana
Tsy afaka mamaky ny hevitra amin'ity dinika ity ianao.
Tsy mbola mpikambana amin'io dinika io na koa mbola tsy neken'ny mpandrindra ny dinika ny fandraisanao anjara.
Raha te-hiditra hamaky na hanoratra amin'io ianao dia misorata anarana eto ambany.


3.- dia mody niverina t@ hoe handray anjara indray ary aho

Handray anjara

:: Anay hatrany Bira
natao ho atseka Nipetraka sy lehibe tany Bira. Ato ro miroky sefa tsary misy atao

:: Fidirana ho mpidinika
Efa mpandray anjara amin'io dinika io ianao ka tsy mila mangataka intsony.
Raha ohatra ka mbola tsy afaka manoratra ianao dia mbola tsy neken'ny mpandrindra ny fangatahanao ho mpikambana.


:: Fahadisoana
Natokana ho an'ny mpikambana ihany.

Raha toa ianao efa mpikambana dia ampidiro etsy ampita ny solonanarana sy tenimiafina. Raha tsy izany dia misorata anarana eto ambany.
Mandehana [ eto ] raha hisoratra ho mpikambana.





18. kitjo ( 13/10/2005 11:28)
vahiny2004: ,mandroso amzay......

tsy iznay fa noho ny heristeran' ny terosita hiantsika @ vaovao sns dia mandalo fisavana maro vao mahazo visa miditra @ firenena iray

hahha..@firenena hoa

fa nohon' ny antony tsy fantatra fts no tsy nahatafidiran; i vahiny2004 tao @ dinika Anay hatrany Bira

Arahabaina ianao fa tafiditra soamantsara.. Ialantsiny nohon' ny antony miankina aminay ...haha
19. vahiny2004 ( 14/10/2005 07:03)
kitjo:

vahiny2004: ,mandroso amzay......

tsy iznay fa noho ny heristeran' ny terosita hiantsika @ vaovao sns dia mandalo fisavana maro vao mahazo visa miditra @ firenena iray

hahha..@firenena hoa

fa nohon' ny antony tsy fantatra fts no tsy nahatafidiran; i vahiny2004 tao @ dinika Anay hatrany Bira

Arahabaina ianao fa tafiditra soamantsara.. Ialantsiny nohon' ny antony miankina aminay ...haha


ouffffff ... enfin

Misaotra anao nikarakara fa dia tafiditra soa aman-tsara ihany aho nony ela ny ela

Hosoranareo menaka sa tantely aho izany ?


20. Herimiafina ( 15/10/2005 02:22)
Eeeeeh ry Bira kely nahitako le olona vao tadiavina izay.

Ilay tanàna mamirifiry handalovana vao maraina amin'ny taksi brosy refa le avy manafika tany atsimotsimo tany.

Be mpivaro-boakazo manta sy masaka.

Tany malemy hanorenako ny fangadiko rahatrizay.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4316