Inona no mahatonga ny voninkazo haniry.
Tsy nobaikoinao haniry izy sanatriavina, na no-forcer-nao haniry.
Mitombo ho azy izy, mitombo halava, manome rantsana isankarazany, mamelana ary mamoa.
Tsy ianao velively no manao izany fa ilay vononkazo samirery. "la fleur croit et se développe toute seule".
Inona ary no tokony hataontsika mba hampisy ny fampandrosoana?
Marina fa maniry irery ny voninkazo, toy ny voninkazo dia koa, saingy raha tsy eo amin'ny toerana tokony hanirianay tsara izy no maniry dia tsy hamokatra felany sy voany.
Maro izany ireo conditions na fempetra mba haniriany tsara hanome voany sy felany: tany lonaka, zezika, rano, masoandro, sns.
Dia mitovy amin'izay ihany koa ny fandrosoana sy ny fomba fitondrana azy. Apetraho amin'ny toerana tokony hisy azy ny olona tsirairay ary omeo azy izay conditions rehetra hampandroso azy fa hitanao fa hanome felany sy voany izany any aoriana any.