Tondrom-peo ny "Andriamanitra inoako" an'i Bessa

1. aliotsy ( 29/09/2005 13:11)
mba misy afaka manome ve azafady tompoko ? misaotra indrindra
novalian'i RADOUXE ny 25/10/2005 16:20
2. boubounezy ( 02/10/2005 17:58)
mba azavao lay tondrompeo fa tsy aiko so dé mba afaka manampy

aliotsy:

mba misy afaka manome ve azafady tompoko ? misaotra indrindra



3. aliotsy ( 03/10/2005 12:40)
naoty na note
solfa e ! jereo anie ao am tononkira e ! misaotra mialoha
4. fijo ( 06/10/2005 21:10)
aliotsy,ny ato tsy solfejy fa "accord"
ny solfejy dia ilay ataon'ny gasy hoe "taindalitra"
5. RADOUXE ( 25/10/2005 16:20)
Mahay ra nareo rankizy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6782