inn lé fatasme ny lélah???
21. Herimiafina
(
29/09/2005 17:03)
Iza njay no lazain'i Veloo fa tsy manana fantasma, za za efa niteny tary hoe za bandy revera be mahintsiny de bedy foana.
Za zao efa ni-fantasama niaraka teny amin'ny plage nudiste niaraka taminareo retraretra ireo. hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
Za zao efa ni-fantasama niaraka teny amin'ny plage nudiste niaraka taminareo retraretra ireo. hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
23. fasaly
(
29/09/2005 17:29)
hery:
tsengohin'ny alika eny ity zavatra fa laozy manahy vatana miaraka amy nudiste eny, tsy fantasme tsony fa cuachemar kou!
tsengohin'ny alika eny ity zavatra fa laozy manahy vatana miaraka amy nudiste eny, tsy fantasme tsony fa cuachemar kou!
24. Herimiafina
(
29/09/2005 17:40)
Fa nga avandravandra be e, asisisika any amin'izay lavaka hita rehetra eny. hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
25. ravakamalala
(
30/09/2005 12:56)
fasaly > :-D:-D:-D
Tsy ita marina lé lelah, nefa refa resaka zavatra hafa dia mailaka be mihitsy.
Tsy ita marina lé lelah, nefa refa resaka zavatra hafa dia mailaka be mihitsy.
26. mandrindra
(
30/09/2005 14:31)
boubounezy:
za tsy miteny oe orgasme fa fantasme ny lélah no tiko ho fantatr'é!
aiz nareo ry zalah ah!
manana harem, dia sady mitifitra sipa telo no misy sipa manao ko manodidina.
27. fasaly
(
30/09/2005 16:10)
huuummm titiaraha anie ity mandrindra ity e! izany rehetra izany ve izy dooly sao de mpandeha any amy club echangiste aza toi ti! na partooz
28. fasaly
(
30/09/2005 16:12)
adinoko amzay izy ihany no sahy nijoro amy maha lehilahy azy, amy ity resaka fantasme ity, izay nen'i bounezy aza o!....
29. Herimiafina
(
30/09/2005 16:47)
inn no tian'i fasaly lazaina eto fa tsy azoko mihintsy. hehehehehe:-Dheheheheh
31. Herimiafina
(
30/09/2005 20:36)
Inn no tiana'i fasaly lazaina amin'ireo sarisari mampataoutsa ireo fa tsy azoko tsara? hehehehehehe:-D
32. fasaly
(
30/09/2005 21:30)
hery:kou manjary otsan'ny ho avy njay nareo amy angady arona hilazany ny fantasme -ny tsirairay avy knou:^):^):^) matahotsa be zay!!!
33. Herimiafina
(
30/09/2005 21:32)
Hönera be ne zany hoe fantasmen'i herimiafina izany e, tsy te-ho anisany ve enao.
Cassée, nefa enao efa anisany o! hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
Cassée, nefa enao efa anisany o! hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
35. fasaly
(
03/10/2005 17:51)
efa mba we mivelatra amzay wa tsika e! tsy ho hatao tabou foana kosa e!
36. Herimiafina
(
03/10/2005 23:28)
Taboo be ne zany fantsma zany e, raha tantaraina de lasa tsy fantasma tsony. hehehehehehe:-D
37. kizara
(
04/10/2005 02:05)
ny ahy ry reto dia mirevy miaraka amin'ny femme mure sy amour à trois no fantasme ko
:lol::*
:lol::*
38. mandrindra
(
05/10/2005 15:24)
fasaly, fa tadiavinao ho inn ary no ho tiako, tsy aleo ve ilay raha ihany. Fa ahoana ary ny hoe mpandeha club échangiste, efa hoe mba fantasme ko nenao ko. Fa raha mety hitranga aloha io tsy laviko mihitsy e.
Dia misaotra anao nahita ahy mijoro amin'ny mahalehilahy ahy.
Fa lasa aiza daholo aloha ilay sipa be fanontaniaa teo e !!
Dia misaotra anao nahita ahy mijoro amin'ny mahalehilahy ahy.
Fa lasa aiza daholo aloha ilay sipa be fanontaniaa teo e !!
39. fasaly
(
05/10/2005 15:55)
natahotsa ry zareo ry mandrindra a! kou toi avy be mintsy tam le fantasme kou!:lol:
40. mandrindra
(
08/10/2005 12:29)
matahotsa sa lasa mifantsama an'ilay nolazaiko daholo dia mody tsy sahy mitranga eto !!
fa inona no mampatohatra amin'ilay izy aloha e, samy mahita tsirony daholo tsinona koa?
fa inona no mampatohatra amin'ilay izy aloha e, samy mahita tsirony daholo tsinona koa?