inn ny fantasme nareo lélah reto e!

21. Veloo ( 29/09/2005 17:19)
enao rery zany no be fantasama ato kno inn ndray mo?
22. Herimiafina ( 29/09/2005 17:42)
Za kou zao efa ni-fantasma tamin'i Veloo io. Hehehehe, refa tsy zaka aihany tsy aleo fantasmer-na, hehehehe:-D
23. boubounezy ( 02/10/2005 15:40)
mampimé ana fa satry za mintsy angé hony ny tena mampi fantasmer anazy é!:lol::lol::lol::lol:



fasaly:

:-Dlay fomba famalin'y nirvana azy ange ky ny mampmé ry bounezy e! fa ny fantasme anie zava misy e!



24. boubounezy ( 02/10/2005 15:41)
zava mahalina io ry veloo a!

Veloo:

:?::roll: fa ahona no size roa ilay izy tena important be any ndra boubounezy ilay izy kle :-D:-D:-D



25. boubounezy ( 02/10/2005 15:42)
fa enao ve pelaka sa aon'é???????:?::?::?:


Herimiafina:

Za kou zao efa ni-fantasma tamin'i Veloo io. Hehehehe, refa tsy zaka aihany tsy aleo fantasmer-na, hehehehe:-D



26. boubounezy ( 02/10/2005 15:44)
ENAO ZANY MARINA KOU TSY HAY MARINA A!:lol::lol:8O8O


Herimiafina:

Za zao tary amin'ilay size sakafo tary dia tena efa nanao fantasma sahady hoe manambady sipa ôtsan'i boubounezy mahay manao lakozia be mahintsiny. heheheheheheheheheh. :-D:-D:-D:-D:-D:-D

Fa ao anatin'ilay fantasma-ko hoa tsy maintsy misy an'ilay raha gingingingin foana e. heheheheheh:-D



27. boubounezy ( 02/10/2005 15:46)
maninn ra tonga dé tsorina hoe reveko enao boubounezy na mety manambady aza za a! fa tsy manao resaka en parabole eo fotsiny?


Herimiafina:

Za zao tary amin'ilay size sakafo tary dia tena efa nanao fantasma sahady hoe manambady sipa ôtsan'i boubounezy mahay manao lakozia be mahintsiny. heheheheheheheheheh. :-D:-D:-D:-D:-D:-D

Fa ao anatin'ilay fantasma-ko hoa tsy maintsy misy an'ilay raha gingingingin foana e. heheheheheh:-D



28. boubounezy ( 02/10/2005 15:48)
de toute façon ra resaka kaly alou enao tsy mijaly @ko e!
araky lay proverbe italiana hoe ny vady mahay mahandro hony mateza tokantrano


boubounezy:

maninn ra tonga dé tsorina hoe reveko enao boubounezy na mety manambady aza za a! fa tsy manao resaka en parabole eo fotsiny?


Herimiafina:

Za zao tary amin'ilay size sakafo tary dia tena efa nanao fantasma sahady hoe manambady sipa ôtsan'i boubounezy mahay manao lakozia be mahintsiny. heheheheheheheheheh. :-D:-D:-D:-D:-D:-D

Fa ao anatin'ilay fantasma-ko hoa tsy maintsy misy an'ilay raha gingingingin foana e. heheheheheh:-D







29. boubounezy ( 02/10/2005 15:49)
=))=))=))=))=))=))=))=))=))
Veloo:

enao rery zany no be fantasama ato kno inn ndray mo?



30. Dixie ( 02/10/2005 20:35)
Herimiafina:

Ohatra zao ny vadiko tsy mety mano minizipy de fantasmeko be ze sipa manao minizipy rehetra. hehehehe.

Dia mbola misy koa, ohatra zao za te-hitondra BM miaraka amin'ny vadiko nef zay mitsam vam kely no ananany de mifantasme be anay mitsam anaty BM za.

Ohatra kou zao tena misy sipa tiko be nefa za manambady de any amin'ny fantasama za no miaraka amin'ilay sipa. heheeheheheheh. Gravy be le fiainana sy le filana e.:-D

Ka ra oh zany ka azonao in1 io fantasme io dia tsy ho fantasme intsony satria le tsy ananana azy no maha fantasme azy?



31. miyah ( 05/10/2005 09:53)
raha enao no vadiny na ianao no sipany d aza manantena mihints alou hoe enao no fantasmeny, ohatranao ihany io é!manaova zay mety fotsn refa tonga lé fotoana malaza é!
32. Herimiafina ( 05/10/2005 15:03)
Za nefa efa mifantasma sahady le ho vadiko sy le fiainanay rahatrizay.

Aiza no misy? hehehehehe:-D
33. miyah ( 06/10/2005 12:20)
ngaha tsy fantatrareo fa lasa nitady anareo any ry zareo é!!!!!!!!!!
34. Herimiafina ( 10/10/2005 01:45)
Heheheheh. Lasa nitady aiza hono, izay ne eto foana e.
35. rafely1 ( 21/11/2005 07:39)
boubounezy:

manao valiteniny mitady hafa an!


Herimiafina:

Bedabe akia an. Jereo ze tsy ananany de iny no fantasmer-ny isan'andro any.
Za zao ze tsy mety ataon'ny vadiko rehetra de fantasmer-ko daôly. hehehehehe:-D

fa in no tadiavianao e!eno zao d'efa fantasme-ko de ahona?ary eno ve mba tia sex sa????





36. xxx ( 28/11/2005 11:20)
:lol:
fa in ndray no diso @ zany?azo atao tsara ane zany ry bounezy an!za alo le sipa sexy reny tonga tiko revena mitsangana @ zao fotsiny de ataoko zay mapdelira be an'azy,ok!=))
37. hesham ( 01/12/2005 16:05)
:-D:-D:-D:-D:-D
38. Duddy ( 12/01/2006 10:29)
Fa inona mo no mahaliana an'i boubounezy @ le izy e? Enao ko ngah be fantasma? Sao de mba hoe mitovitovy @ nenao ve le anay?
39. diamondra27 ( 13/01/2006 06:59)
ny fantasme an'ireo lhl reo kia de tsotra a! raha mbola tsy azony njy de fantasme-ny foana hoe raha za zao mahazo an'iny de ataoko an'izao sy zao
40. mandrindra ( 13/01/2006 13:26)
de inona ary le hoe izao sy zao lazain'i diamondra27 ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2308