nahandro tongotr'omby

1. kukuto ( 26/09/2005 09:54)
Salit daoly an! Aty ny courant tsy vidiana fa mba atoroy fandraona tongotr'omby eh! Ry boubounez zao mahay fa mino aho.
novalian'i jennifer2 ny 07/12/2005 02:40
2. majakely ( 26/09/2005 15:03)
Ketreo amin'ny cocotte minute elabeeeee,adiny roa eo farafakeliny an ! de avy eo asio legiome isan-karazany: (karaoty;ovy,courgety,poirreaux,sns....);
ary aza hadino ny vermicelle sy ny cube
bouillon ( 3)...ary poivre ko !De zaiiiiy !!! mazotoa!
3. cutie ( 26/09/2005 23:53)
tsaramaso no tena tsara miaraka aminy
4. valie ( 03/10/2005 18:31)
mmmmhhhh!!
tsara izy zany an!
5. kukuto ( 05/10/2005 01:36)
Merci nareo!

Tsy maintsy cocote minute zany no anaovana azy ko! Fa aleo fa andramana ndray zany fa vao hitady le vilany ndray zany e!
6. diamondra27 ( 20/10/2005 11:36)
kukuto a!

any @ carrefour zao manao promotion cocotte minute ndana haingana fa sao tapitra ny delai , sa ampindramiko? hi! hi! hi
7. Herimiafina ( 23/10/2005 03:13)
Favy le tongotr'omby refa nmaditidity iny ny tànana an, hehehe, mba meo ao e, mba meo moa e, miam miam. hehe:-D
8. eucalyptus ( 05/11/2005 22:20)
Ary nisy efa nanandrana lohan'omby (joue)ve nareo ? tena sûr @ ny lasopy mampilelaka molotra madity tsara ? Eo Chateau Rouge misy... ireo tia anana malao dia haingana fa efa tsy hisy intsony noho ny hatsiaka
9. jennifer2 ( 07/12/2005 02:40)
ireny jouen'omby ireny anie reto no tena ampiasain'ny mpanao hotely ao Dago rehefa manao lasopy e!de mody asiany tongotr'omby kely. ireny mantsy mora de mahazo tombony be ry zareo.
Fa naizany aza aloha matsiro ny lasopy tongotr'omby e! ny ahy tiako le andrahoiko ireny. afaka ahiahy @ fahadiovany enao no manara-po tsra na firy vilany aza mety ho lany.
Miam. :miam::miam::miam: manimanina tongotr'omby aho zany, andeha zahanamboatra, saingy tsy asiana anamalaho.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2033