momba ny takelaka

1. boubounezy ( 25/09/2005 19:19)
f'anga mou tsy misy réponse automatika ny serasera ka tsy afaka mamaly avy hatrany otrany site hafa refa anoratana?
novalian'i xxx ny 06/10/2005 08:23
2. hery ( 26/09/2005 06:47)
Tsy azoko :-)
Ny aiza no anoratana dia inona ny réponse automatique ilaina?
3. britney ( 26/09/2005 13:25)
ka itsika anie ato amy namana sersera fa hafa indray ny ankafa e! tsy afa-po ngah bounezy???
4. lo ( 27/09/2005 11:47)
boubounezy : le otrany we rah tsy eo elaela za d mametraka automessage we "en vacances" makany amze manoratra aminao na otraotranzany v zany?
5. boubounezy ( 02/10/2005 17:30)
zany hoe efa misy question dé efa misy réponse automatique na kou ra manoratra lé uola dé efa misy valiny automatique kou


hery:

Tsy azoko :-)
Ny aiza no anoratana dia inona ny réponse automatique ilaina?



6. lo ( 03/10/2005 03:55)
tsy mety arako tsara le tena fandehany fa rah amiko manokana aloha le réponse automatique zany tena "impersonnelle" b, mety tsy mahavaly akory le fanontaniana fa d'ordre général iany no afaka valiany, d nefa mety pitsopitsony kely le fanontaniana d tsy hifanaraka rahovina mihitsy ny Q/R. Sady tsara kokoa anie le hoe olona no namaly fa tsy robot e
7. xxx ( 06/10/2005 08:23)
mandinika aho wa angamba tahakan'ilay any @karajy no lazainy misy akizy miresaka any ka raha manoratra ho azy ianao ka mbola tsy afaka izy dia misy soratra mivoaka eo hoe mamaly anao izy raha vao posible
asa aloha fa izay no ahazahoko ny resak'i bounezy e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2008