ny guerre efa ho avy eto france!...

1. boubounezy ( 25/09/2005 19:06)
slt daoly
nieritreritra owa za oé, maninn ra asaina alefa ny fanjakana frantsay mody any dago aoly ny gasy retrazé mipetraka eto france @ zao adyx2 zao? so mantsy ka matsy aty antaninoul aty dôly tsika!
hihihihi!!! a+ doly e!
novalian'i fijo ny 30/09/2005 19:46
2. zefalah ( 25/09/2005 20:27)
le fangatahana aloa tsy ho tanteraka.
misy aza olona tsy te ody mihintsy ko.
efa maniry ny ho faty any frantsa any ny sasany
mataotra mody mantsy...ary tena maro alo ny olona aiko mataotra mody e...misy namako koa niteny ana an'zany..hoe aleo iany aty an-dafy na de mijaly aza.
tsy tanteraka zany ry sipa a!! koz e...ny sasany aza mitady vady any dago alefa any frantsa ko.
nga tsy loza e...efa adinon'olona mintsy lay toerana nolatrahan'ny tavonony
3. maditra ( 25/09/2005 22:35)
f'angah miady nareo any izao? aza mba miady hoy aho, raiso mora ihany fa la vie ange efa sarotra e. Tsy misy tsara mihoatra ny firaisan-kina. hihiii
4. nanourand ( 25/09/2005 23:09)
fa inona le ady aty frantsa fa tena autran'i tsy maharakely ny tenanay?
...
sao dia ho tavela farany eo ???:°)
5. booboo ( 26/09/2005 09:13)
f'aiza no misy ady f'aty aminay tsary misy an'izany
6. sechat ( 26/09/2005 09:40)
:?:tsy azoko ty tantara iray ty:?:
7. fasaly ( 26/09/2005 11:15)
zà kou mba gaga, de manin no gasy no tsara alefa mody fa ny tavaratra sy ry maizina ahoana???
8. menakely ( 26/09/2005 12:58)
hita fa tsimisy ilana azy ny , tavaratra,fa ahoana hoy ireo gasy manambady maizina raha alefa mody ry zareo?
9. deghany ( 26/09/2005 14:06)
de tsisy azoko ato zany klé!!!
misy mitady handefa anay tavaratra hody zany ato!! hehehehehe!!! hihiihihi
10. britney ( 26/09/2005 15:33)
tavaratra toi knou hiteny gasy
11. Herimiafina ( 26/09/2005 16:46)
F'hiza miteny hoe any antanin'olona isika. Taniko ny ahy aty kou. heheheheeheheheh:-D
12. pitchou ( 26/09/2005 18:01)
zany an!:-o
13. Veloo ( 26/09/2005 18:10)
angaha aloha misy guerra ao frantsa e? ho hisy ve? :wink:
14. menakely ( 27/09/2005 05:12)
tsy hisy ady zany aty France,ny hendry ve hiady @ adala eh? en plus f'angaha zany no antony nadaozana any Dago? rehefa tsy mifanaraka dia samy mandeha samy mitady.
15. deghany ( 27/09/2005 15:09)
britney:

tavaratra toi knou hiteny gasy

tavaratra miteny gasy zany kou!! heheheheh

16. Veloo ( 27/09/2005 21:14)
dia mba gaga za kle :-D:-D:-D
17. fijo ( 28/09/2005 20:30)
fa ngah ndry te hody????
18. Veloo ( 29/09/2005 15:22)
iza ndray ary ty lazain'i fijo ty?
19. fijo ( 29/09/2005 20:02)
ilay nanoratra ka
20. mandrindra ( 30/09/2005 13:04)
ka raha te hody moa leitsy izy angaha misy manakana ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4242