Misy hiran'i Anja Andrianjafy iray izay ry zareo tena tiako be. Milamindamina izay izy ary mpandeha matetika amin'ny RNM tany Dago rehefa le après midi mampanembona iny.
Tsy tadidiko le titre an'ilay izy kanefa tadiaviko sao dia misy mahalala ianareo. Hira somary milamindamina izy ilay izy.
Ny ankamaroan'ny hirany sasany mantsy mihetsiketsika fa izy iray izay ihany no fantatro hoe slow tsara.
Ny tonony ohatran'ny miatombok amin'ireto teny manaraka ireto:
Tsy fantatso le titra an'ilay izy fa raha fantatro de azoko hanafarana an'i bavinay le kasety avy eo. Tsy ny hirany rehetra mantsy le reveko fa ny sasantsasany dia tsy maintsy mba misafidy mba le kasety mba tena misy an'ilay hira rehetra mba tena tiako za.
De le tonony koa zany mi-intéressera anah e.:roll: