ny fitiavako

21. Herimiafina ( 21/09/2005 06:52)
Miaou, tokony asina kritera ihany ry chakkakkely an. Ilaina ilay admirationa min'ny voalohany iny fa manjary tsy misy précurseur ilay fitiavana e.

Manjary lasa omby azy daholo ny pointure rehetra hoy ny fitenenana raha tsy asiana kritera.

Inona ry le kritera tadiaviny?
22. 2810 ( 21/09/2005 07:22)
mahaliana be ny sujet sady midadasika ka inona ary no azo hifanampiana ?
23. 2810 ( 21/09/2005 07:26)
Firy taona moa ianao, raha tsy mahadiso ?



24. mamzelkely ( 21/09/2005 07:52)
io 2810 efa manomboka liana aminao de inn jay no endrasana e...:°)
25. deghany ( 21/09/2005 10:24)
Liltax:

eny @ sisiny less bôbaka de eny lah mijery sy misafidy zay mba reven-lah de zay !!!


eny @ maka maro v? hihihihi

26. vale ( 21/09/2005 14:01)
Ka le olona ametrahana fantanina aza tsy mamaly akory ko! hi,hi...
27. Herimiafina ( 21/09/2005 14:41)
Ao ary fa hamaly amin'ny place-ny aho e.

Ny kritera-ko izany dia ''tsy misy kritera'' fa mety jiaby jiaby na lahy na vavy na antitra na tanora na fohy na lava na inona na inona.:-D:-D:-D:-D
28. Nananie ( 21/09/2005 15:23)
Ary sao dia exigent be ary tovoliantsoa?!
29. Herimiafina ( 21/09/2005 15:27)
Le izy anie tena mazava be e. Ze manantona azy tsy misy tiany fa le ze tsy manantona ihany no mi-attirer azy kou.

Rah misy interessé amin'ileiry dia manorata aty amiko hatoroko fika bonne mandaitra foana, tsy misy vola aloha. he he.:-D
30. Nananie ( 21/09/2005 15:28)
Mande ve ny afera ry Herimiafina a?:-D
31. Herimiafina ( 21/09/2005 15:35)
Ao tsara six 100% mihintsy kah. Ary ny anao?:wink:
32. Nananie ( 21/09/2005 15:38)
tsisy kil e:-D
33. Herimiafina ( 21/09/2005 15:42)
Fa inn le bizina, sao mi-intéressé anay, zay mantsy kirié be zay de miditra fôna refa misy tataka.:-D
34. Herimiafina ( 21/09/2005 15:44)
Nananie: Tsara be le ranjo amin'ilay sary.:-D:-D:-D
35. Nananie ( 21/09/2005 15:45)
:oops:!:-D!
Ka io enao fa lasa conseiller kou!
36. Herimiafina ( 21/09/2005 15:49)
Tena bien épilé mihintsy le izy ka, inn no hampiasainao veet sa pince sa rasoirs....:-D:-D:-D:-D
37. Nananie ( 21/09/2005 15:50)
Aoka fatsss!
38. Herimiafina ( 21/09/2005 15:57)
Manendrika be le rojo volamena an. Tokony tongue no nanaovanao hita tsara ny endriky ny faladiha. Mahafatifaty.:-D:-D:-D:-D Sa misy izay sary izay any?
39. Nananie ( 21/09/2005 16:02)
Oka 'zay fe lasa boramena ny tongotso wa!:-D
40. Herimiafina ( 21/09/2005 16:05)
Ka za tsy maintsy miteny dieny mbola tsy fantatrao alou kou, raha efa fantatrao aho zao dia tsy sahy miteny intsony fa ....tazoniko ato ampoko mangina tsy ho fantatrao...hihi:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6747