Papa iray Masina ''s'est fait autoproclamé ''solon'i Petera

21. sonwin ( 28/09/2005 14:40)
miala pà ndray razoky ny hamaly nefa etsy ambony etsy pingapinga erý mamaly nefa ny valin-teniko ho an'ilay nanolotra lohahevitra:)
22. deghany ( 28/09/2005 15:01)
za kou zao nde hisolo an'io PAPE io klé!!! heheh
23. sonwin ( 28/09/2005 15:06)
ary leity mbola degany foana kle he he he , ary elah lty toa tsy hita arý ntsony a!!
24. LazaRandri ( 29/09/2005 00:01)
deghany, iza no misakana anao?
Torohevitra kely: jereo ny tantaran'ny Pape Formosus aloha sao tsy tokony hiditra ao ianao :)
25. LazaRandri ( 29/09/2005 00:25)
sonwin:
miala pà ndray razoky ny hamaly nefa etsy ambony etsy pingapinga erý mamaly nefa ny valin-teniko ho an'ilay nanolotra lohahevitra


Ny valin-teninao mantsy manendrikendrika sy manimbazimba an'i Jesoa, ary vakian'ny besinimaro eto.
Hoy ianao hoe: Jesoa koa mpanjaka autoproclamé

dia izao no nosoratako:
"Jesoa namaly hoe: Raha mankalaza ny tenako Aho, dia tsinontsinona ny lazaiko; ny Raiko Izay ataonareo fa Andriamanitrareo, Izy no mankalaza Ahy." Jaona 8:54
26. ari.malala ( 29/09/2005 11:12)
LazaRandri:

ari.malala an, ny Teniny natao ho vakiana sy ho fantatry ny besinimaro. Rehatoa manafitohina anao ny Teniny dia aza vakiana na fehezan-teny iray monja aza.

Ilay adihevitra momba ny Pape indray dia izay nanolotra ny lohahevitra anontaniana:)



inona moa no zonao hitsara fa manafintohina ahy ny Tenin'Andriamanitra? ary inona no zonao handrara ahy tsy hamaky ny Teniny? gaga fts ah fa toa tsongatsongainao @ ze mahafinaritr anao ilay Teny entinao amaliana boraingina ny hafa, d zay no antony nanaontaniako we manin ary no tsongatsongaina ilay Teny...inona no idiran'ny fahantranan am-panahy @ ty resaka ity? azonao tasra v ny tena dikan'le teny?
27. sonwin ( 29/09/2005 11:33)
LazaRandri> manendrikendrika sy manimbazimba ve?:-D:-D mampiné ranamana ito ka...
Iza no nanendry an'i Jesoa ho Mpanjaka aza e? Fa za koa ange ka Mpanjaka e, za ndray nosorana fa tsy nanendry tena.Fa ny fandraisanao an'ilay hoe Auto-proclamé angamba dia any amin sens ratsy, fa za dia manamafy fa Mpanjaka Auto-proclamé izy, tsy midika zany hoe ratsy akory...
28. mamzelkely ( 29/09/2005 12:38)
LazaRandria< tena miala tsiny za mety masika fa ts ny fi-citer-nao fôna an zay vôlaza ao am baiboly akory no haharesy lahatra anay zay mamaky eto fa ra za manokana de tsy resenao lahatra amzany za mino fa za ts mahatanty olona miseho mahalala ny baiboly toy ny fanao zao, za refa mino de mino fa ts mila demonstration...:)
29. LazaRandri ( 29/09/2005 14:29)
mamzelkely,
Aza miala tsiny mihitsy ianao fa...hahaha...efa vita vakisiny amin'izany aho :)
Angaha olona no andrasanao andresy lahatra anao kosa moa fa tsy ny Fanahy Masina? :) Ary tsy misy hoe "miseho mahalala Baiboly" eto fa samy mianatra daholo isika sa ahoana hoy ianao? Izay no maha "dinidinika" an'ito sehatra ito.
Tsara rehefa mino dia mino ianao, fa mba zarao amin'ny namana ve ilay finoana sy iaraha-midinika sy mifaly e! :)
30. sonwin ( 29/09/2005 15:32)
mbola misy fanotaniako tsy voavaly io andriamatoa mpahay soratra masina an:lol:
31. LazaRandri ( 29/09/2005 22:10)
Sonwin,
izaho aloha dia tsoriko anao fa tsy mahay araka ny teninao. Raha mila ny valiny marina ianao dia torohevitra tsotra no omeko:

Izy tenany mihitsy ametrahana ilay fanontanianao, ataovy hoe: "manendrikendrika anao ve aho Jesoa?"
32. sonwin ( 30/09/2005 06:27)
Iza no nanendry Azy ho Mpanjaka?
Misaotra indray amin'io toro-hevitra io:-D:-D, nanotaniako Izy dia tsia ny valiny azoko:lol:
33. zama91 ( 30/09/2005 15:56)
I zandrikely ery ambony ery milaza fa tsy constatin no nilaza ny tenany ho premier papa mba gaga indray aho amin'nizany k le,mba jereo ny histoire sy ny zavatra vitan'io katolika romana io tamin'ny moyen age dia ho fantatrao.
Mba mampieritreritra ihany ity hoe raha i Petra tao amin'ny baiboly ve hanomeha fahefana hamono sy handripaka an'ireo izay lazaina fa tsy mitovy hevitra aminy,croisade contre le musulman,geurre saint,massacre da saint barthelemy,ny famonoana ny jiosy tamin'ny moyen age,fandripahana ny protestant,ireo famonoana maro isankarazany tsy tamby isaina.Jereo ny tamin'ny 2em gurre mondiale nataon'i papa pieXII,i petera ilay voalaza ao amin'ny baiboly ve hanao toy izany sanatria !fa ny resaka papa dia politika avant tout fomba nentina nanagonakarena tamin'ny moyen age,
34. scorpion ( 01/10/2005 19:25)
Mt.7,1-5
35. zama91 ( 12/10/2005 17:19)
hazavao ny hevitrao ry scorpion
36. xxx ( 13/10/2005 13:55)
ilay hoe " Papa Ray Masina" aloha amiko mpanota de manahirankirana ahy ihany ny misaina sy manonona an'ilay izy...indrindra fa tsy amin'ny andron'i JC intsony isika @ izao:roll:
37. marozevo ( 20/10/2005 00:26)
Zama91 > Fa inona no nataon'ny Papa Pie XII tamin'ny deuxieme guerre ?. Fantatrao ve fa feno jiosy ny Basilika Vatican tamin'io fotoana io, satria narovan'ny Papa tsy hovonoin'i Hitler sy i Mussolini izy ireo. Sy ny maro hafa koa...
38. scorpion ( 21/10/2005 18:17)
zama91:

hazavao ny hevitrao ry scorpion



Te hanakiana sy hitsara mafy ny mpitondra katolika ianao nefa jereo ity ady lava ao aminareo samy protestanta ity..vakio io toko sy andininy nomeko anao io dia hazava aminao ny hevitro.
39. scorpion ( 21/10/2005 18:18)
zama91:

hazavao ny hevitrao ry scorpion



Te hanakiana sy hitsara mafy ny mpitondra katolika ianao nefa jereo ity ady lava ao aminareo samy protestanta ity..vakio io toko sy andininy nomeko anao io dia hazava aminao ny hevitro.
40. scorpion ( 21/10/2005 18:19)
zama91:

hazavao ny hevitrao ry scorpion



Te hanakiana sy hitsara mafy ny mpitondra katolika ianao nefa jereo ity ady lava ao aminareo samy protestanta ity..vakio io toko sy andininy nomeko anao io dia hazava aminao ny hevitro.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3667