Sao mahasoa

21. adidy ( 16/09/2005 14:46)
Bichette na izay efa nanandrana ilay recette koban-dravina: dia ahoana ilay cuisson 24 h??? Tsy an-kiala eo am-bilany mihintsy ve?
22. sipagasy ( 17/09/2005 08:41)
misaotra e!!!!
23. angelastela ( 21/09/2005 14:53)
Salut!
misaotra @ recette fa tena afaka adin-tsaina aloha fa tena mandrerakamihitsyu ity mahandro lava ity.
24. lebota ( 04/11/2005 09:28)
misaotra fa tena milay daholo le sakafo e ! mirary antsika rehetra hazoto ahandro e !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2851