Hanangona ohabolana
1. hery
(
13/09/2005 12:29)
Ndao indray hanangona ohabolana. :-)
Ao amin'ny takelaka ohabolana.serasera.org indray no hanangonan'ny serasera.org ohabolana be dia be. Ahafaha mitady ohabolana sy ny sisa. Jereo ny takelaka ohabolana.serasera.org dia vakivakio ao ny fanoroana.

novalian'i jentilisa ny 15/09/2005 08:31
2. McFy
(
13/09/2005 19:48)
Sali sali daholo kely indray,
Nandalo sy niserana d nahita hevitr iray tena nanintona k d mba manararaotra kely na d mamaky fotsiny aza no mahavantana.
Manja Hery a! efa nanao tour iray ah zao io d aleo nanoratr fa sao lazain'ny sasany hoe mandalo tanĂ -misy havana :lol: :lol:

3. jajaf401
(
13/09/2005 20:37)
tena tianay teto fa inty misy ray: "ho avy tsy ho ela sahala @ volan'ny CNaPS"!:-D:-D:-D
4. jentilisa
(
15/09/2005 08:31)
misy diso ilay soratra rehefa hampiditra ohabolana! jereo fa lasa hoe hampiditra Ohabolanbna iay izy. Ahitsio kely e!