mba ahoana ny hvtrao?

21. lilbon ( 15/09/2005 03:59)
slt daholo!
zahay lelahy de tsy hiady hevitra fa ataovy ze tianareo vevavy atao e!hihihihi
22. sasa ( 15/09/2005 04:58)
manao fialan'ny jiosy indray ra-lilbon fa zatra mampijaly vady angamba klé:?:
23. mamzelkely ( 15/09/2005 12:28)
hita wa ry sasa...nareo lelà ko anie concerné amin'izany e!!!:°)
24. deghany ( 15/09/2005 13:25)
rubia:

Ny hvtro manokana dia tsy tiako ny hanam-bady nohon'ny antony marobe,izany hoe miteraka fotsiny aho dia ampy ahy ny zanako,izaho ihany no mamelona azy,raha omen'Atra aho(vady io)dia tsy laviko fa ny hvtro manokana dia laviko,tsotra ny antony nohon'ny toetran'ireo lehilahy tsy mataho-tody sasany.



efa voadona foana nga 'nao le!! loll
25. sweetia ( 15/09/2005 14:34)
za alo de pour le mariage fôna e!!:°)
26. Veloo ( 15/09/2005 16:20)
sweetia a marina ny andry ka:wink:
27. lilbon ( 16/09/2005 03:57)
sasa ! ndana mahazo any ry sasa a!
za zao mety le ampijalian'ny vadiko reny angamba ko !hi h ih i hi!
sa ela hanambady ana kle de tsy ampijaliako !hahahah
sao alou ela de lelahy kle !raha izay de hipitsiho !
28. IDEALY ( 18/09/2005 16:24)
[quote=xxx]
ka tsy hanao aiza i dada eo koa ve ny za² ry xxx be angano ?

29. IDEALY ( 18/09/2005 16:27)
[quote=xxx]
ka tsy hanao aiza i dada eo koa ve ny za² ry xxx be angano ?

30. IDEALY ( 18/09/2005 16:29)
[quote=xxx]
ka tsy hanao aiza i dada eo koa ve ny za² ry xxx be angano ?

31. deghany ( 19/09/2005 13:50)
lilbon:

hihiih!
ratsy njay zany kle !ho very ihany ny lehilahy fa ilaozan'ny vehivavy !tsy maintsy hilalao tanana ihany raha izao no mitohy kle


i madame la cinq ve??? heeheheh

32. cocorie ( 19/09/2005 14:31)
fijo! mila vahaolana ahoana za
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3645