serasera in english

21. vegas ( 29/09/2005 00:36)
Amiko tsy ny isan'ny site vita no tanjona fa aleo ny efa misy no atsaraina. Ato aloha karakaraina azafady ndrindra raha mety, efa milay fa mbola afaka atao milailay kokoa. Aleo hianatra teny gasy ze gasy mitady hibadabada kle.


22. menakely ( 05/10/2005 14:27)
salut,
vegas,tsy mazava @ko izay tinao lazaina,
veloma!
23. Herimiafina ( 15/10/2005 02:46)
De hitaky ny azy njay kou ny mpahay allemand de ahoana?
24. vegas ( 10/11/2005 19:16)
menakely> ozizy i hery oe eo ampanatsarana ny site teny anglisy sy teny frantsy hono izy de ozizy za oe tsy aleo ve oa ny efa misy (ity serasera ity) no hatsaraina kokoa toy izay hanao hafa ndray.De ze tsy mahay teny gasy de mampiasa diksionera gasy vazaha de sady mianatra teny gasy koa. Azonao amizay ve?
25. xxx ( 11/11/2005 17:03)
herimiafina - ny anay rosianina no tadiavinay izao :-D
26. jentilisa ( 12/11/2005 15:11)
ny nampazoto ahy tato dia izy tsy niteny loatra afa-tsy teny malagasy! dia isaorako an'i hery sy ny mpiara-miasa aminy rehetra! afaka nifanerasera tamn'ny gasy eran-tany na dia izany aza!
27. xxx ( 20/11/2005 21:24)
nareo koa anie mora tezitra daolo e!!tonga de misofisofy!! hihiiii
mihomeza kely aloha e
28. hesham ( 27/11/2005 01:36)
ny ahy njai sao espagnol no otsan`ny mba tiako sokafanan`i hery raha mety ,:):)dia ampy
29. cutie ( 27/11/2005 04:32)
hesham :-D
ataovy italiana ranga a :-D
30. Angie ( 13/01/2006 09:43)
Za koa aloha dia manaiky ny tenin\\\'i vegas e.
tsy aleo ve ny eto no hatsaraina foana foana fa @ teny malagasy foana toy izay hanao @ teny vazaha zany e. Marina fa tsara izany saingy very mihintsy ilay tanjona hoe \\\"serasera malagasy\\\" ho an\\\'ny malagasy ary @ teny malagasy.

Misy tsirony ery rehefa maketo satria tsy misy mahay ny vazaha namana, mpiara miasa... Nefa kirana mahita ny fandehany. Aoka fotsiny wa :D




31. onjah ( 22/02/2006 16:45)
Aleo ho amin'ny teny malagasy ihany ny serasera atao eto ko le. Sa tsy marina izany hoy ianareo.
32. rapala ( 15/03/2006 13:16)
izahay tena faly be mba afaka miresaka malagasy dia tadiavinareo hovaina indray ve? Mamaky vaovao @ teny malagasy, mihomey @ blagy malagasy, tsy misy ohatran'io, fa raha te -hiresaka @ teny vahiny ahafa ange ianareo dia mandehana ao @ MSN e, betsaka ny site misy hiresahan @ teny vahiny:wink::roll::wink::roll:
33. Veloo ( 22/03/2006 02:17)
ie wa rapala:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7111