REMERCIEMENT HO AN'NY ZANAHARY

1. jajaf401 ( 10/09/2005 04:35)
Manasa antsika jiaby samy hanaraka fa ny zava-bitan'ZANAHARY no hasiana fisaorana tsi-1-1
De miangavy isika hanome sopapa marina fa mety tsy ho feno ny eto, Fa rendez-vous @ génèse 8080
T@ andro voa-1 ino namboariny azafady eh?? eo am-piandrasana ny valin-teny de misaotra azy aloha raha oh ka TANY no namboariny t@zany, satria nitsingevana raha tsy nisy ny tany.
NB: 1-raha @ andro voa-1 isika de aza mbola asiana kôzy ny andro faha-4 azafady!
2-génège 8080 no nanamboarany i Eva.
novalian'i jajaf401 ny 14/09/2005 20:00
2. jajaf401 ( 10/09/2005 09:21)
:miam::miam::miam: aiza ooo!!:-D:-D
3. jentilisa ( 10/09/2005 09:23)
inona ity genese8080nao ity?
4. jajaf401 ( 10/09/2005 11:35)
jentilisa , kou fa hoe aza mi-saute etape klou!
Any @ andro faharoa isika zao de zava-mananaina no namboariny, ary isaorana izy mba nahatsiaro nanamboatra tsaramaso t@ zava-maniry!:-D:-D:-D
5. pika ( 12/09/2005 09:38)
sao diso toerana nga :?:
6. jajaf401 ( 12/09/2005 17:20)
Andro fahatelo ah! eo indrindra isika zao!
mahareta kely!:-D:-D:-D:-D
7. jajaf401 ( 14/09/2005 20:00)
Lasa amizay zany isika eh:
Andro faha-3 : Nanamboatra ranomasina izy ; mba tsy hijaly trondro isika olombelo, ary isaorana azy zany. Fa aza hadino ny ranomasina de tsy mba havana; porofon'izany izay nanaovany an'i SAMSON, tsy mamoha ny mandry ah! eo alou!=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1101