orakla gasy

1. diamondra27 ( 08/09/2005 17:01)
hono ho'aho mba tadidinareo ve le boky kely taloha ny lohateniny de hoe"orakla" de misy fanontaniana tao anatiny sy misy valiny milaza ny hoavinao, tena resaka gasy be le izy an! misy hoe alakaosy sns...
novalian'i xxx ny 12/09/2005 11:42
2. RockyMaivia ( 08/09/2005 23:20)
TSIA!
3. pika ( 09/09/2005 04:58)
de atao inona intsony nefa izany efa mandroso izao e
tsia re fa aza tezitezitra eo :-D
4. diamondra27 ( 09/09/2005 12:58)
f'angaha refa tsy lamaody de adaboka, mba hahafantarana nytalentan'ny zokibe nge zany e! .

Mety tsy mbola fantanao io fa ny gazety taloha mahafinaritra fa misy torohevitra tsara ary koa @ maha gasy azy dia tsy mba mampiasa hoe janvier février etc fa alahamady, alakaosy etc... F'angaha tsy mba liana ianao. Ny frantsay izao de manomboka mitazona ny langue pronvinciale de ho ariana kosa ve ny mahagasy antsika? Na dia vazaha antaratasy ange ny sasany dia mbola gasy foana ireny na ho aiza na ho aiza
5. zama91 ( 09/09/2005 16:12)
Izaho aloha mbola tsy mahafantatra an'ilay gazety,dia mba anjaranao ny manazava.Tsy midika velively hoe manary ny maha malagasy ny tsy fahafantarana an'izany.Ary ilay milaza ny mahafantratra ny ho avy ve tsy hafahafa ihany amin'izao vanin'andro iainantsika izao
6. hery ( 09/09/2005 16:26)
Misy ihany ny mahafantatra ny hoavy kah... ohatra hoe amin'ny taona 2500 tsy ho hita eto intsony i zama91 :-D
7. diamondra27 ( 09/09/2005 21:35)
mba anontanio ange le dadabe na bebenareo fa ry zareo no mahalala an'io kokoa.

Normal raha tsy mahafantatra zama satria mbola tsy ampy taona, le gazety efa taloha tany @ 1970 tany no nisy farany ramborambony raha tsy diso aho

aza ariana ny mahamalagasy e!
8. xxx ( 12/09/2005 11:42)
almanaka ny anaran'ny lay gazety ry diamondra a!

tena mahafinaritra io gazety io fa misy ny dinika rehetra fa tsy lalao fotsiny, za koa tia an'io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4503