Ny marriage arrangé na forcé dia manana succes.

21. fijo ( 08/09/2005 20:44)
cocorie an,raha za kosa ve no terena amindry tsy ho ekeko :lol::lol::lol:
22. Herimiafina ( 08/09/2005 20:51)

Mampalahelo izany mahita tokantrano rava izany.

Gerer-o tsara ny fitiavana fa ny tsy fahaizana mi-gerer azy no fototry ny olana.

Ny fitiavana dia mivelona amin'ny surprise ka raha nanao exces hatramin'ny voalohany dia tsy misy surprise intsony aty afara dia mora rava noho izao antony rehetra mipoitra izao.

Lasa fragile ary tsy mahatanty ny probleme izay mandalo.

Ny an'ireo mariage forcé sy arrangé kosa anefa dia na dia voatery aza tamin'ny voalohany dia lasa nisy fitiavana sy tsy fankafoizana niforona ihany tao anatiny raha nandeha teny ny fotoana.

23. Herimiafina ( 08/09/2005 20:53)
(Tohiny) Rehefa nandeha teny ny fotoana vao nianatra nifankafantatra ireo olondroa dia betsaka tokoa ny surprises dia voataiza tsara ny azy roa.

Tsy azo lavina koa anefa etsy andanin'izany fa eo koa ny firaha-monina, ny RAR izay ni-arranger ilay fiarahana, izay atahorana handatsa raha toa ka hisaraka.
24. Veloo ( 08/09/2005 20:58)
:{:{:{
25. Herimiafina ( 09/09/2005 01:45)
Aleo ihany sady efa mifankatia no mbola arrangé e.:arrow:
26. lilbon ( 09/09/2005 04:30)
Iza no miteny fa mijaly foana mpou reny mariage arrange ireny e?
tsiss mahalala loatra ny any an-tokatranon'ny olona any ?
ny mariage tsy arrange kou aza avy eo misy mijaly ihany kou
27. ravakamalala ( 09/09/2005 10:37)
Dia nareo v dia mieritreritra fa FITIAVANA no mahatonga ireny mpivady eny andalana ireny mbola miaraka?
Tsy voatery, ary ny ankamaraoany aza dia tsy fitiavana intsony fa dia efa be ny zavatra iraisan (zanaka, trano, fiara, trosa etsy sy eroa, sns tsy voatanisa, ) dia izay sisa no mahatonga azy mbola miaraka.
Raha ny fijeriko dia tsy tena fitiavana no fototrin ny tokantrano sambatra fa ny fifanarahantsaina sy ny fifandeferana.
28. booboo ( 09/09/2005 10:54)
hum...nefa ny fitiavana no mitarika fifanarahantsaina, fifandeferena et tout et tout
29. Herimiafina ( 09/09/2005 13:21)
Ampiako hoe, ankoatr'ilay fitiavana samirery tamin'ny volohany dia lasa misy zavatra maro miforona sy mitoetra ao anatin'ny tokantrano ka mampaharitra azy: interet commun, tanjona iombonana,fifandeferana, comprehension, sns.
30. ravakamalala ( 09/09/2005 22:02)
Booboo > Manaiky mihitsy aho oe fitiavana no mahatonga fifandeferana fifanrahantsaina, sns, fa ny fitiavana am ny voalohany ihany. Dia avy eo teren java misy noho ny antony maro samihafa dia mbola eny ihany, miriaria eny.
31. Herimiafina ( 09/09/2005 22:23)
iza moa ilay mpiteny hoe cekezem daholo izany? Iza moa iny kalakely iny e?
32. lilbon ( 10/09/2005 06:41)
hihihih!
milay mintss ry zareo a
clap clap herimiafina sy ravaka malala
sady izao e
le fitiavana arrange tsiss bedy tsouny !hihihi
33. cocorie ( 12/09/2005 13:09)
Dérangé eo daholo nareo fa
34. lilbon ( 14/09/2005 04:59)
tssss! zao e!
le fitiavana wa tsy voatery joe ao anaty mariage ihany vao misy .fa ny mariage anie ka fototra napetraka fotsiny eo amin'ny fiaraha-monina e!mba ahamora ny fifandraisana .
fa le mariage tue l'amour peu à peu
35. vahiny2004 ( 15/09/2005 07:40)
lilbon:

tssss! zao e!
le fitiavana wa tsy voatery joe ao anaty mariage ihany vao misy .fa ny mariage anie ka fototra napetraka fotsiny eo amin'ny fiaraha-monina e!mba ahamora ny fifandraisana .
fa le mariage tue l'amour peu à peu




Antony tokana amiko no mety hahafaty ilay fitiavana ao anaty fanambadiana : hadino ny nikolokolo azy .

Fa maninona tokoa rehefa tsy ao anaty fanambadiana dia vitan'ny olona ny mikolokolo ny fitiavana fa nony injay nanambady dia hadino ? Sa ve hoe "efa azoko ity" :-)
36. vahiny2004 ( 15/09/2005 07:48)
lilbon:

tssss! zao e!
le fitiavana wa tsy voatery joe ao anaty mariage ihany vao misy .fa ny mariage anie ka fototra napetraka fotsiny eo amin'ny fiaraha-monina e!mba ahamora ny fifandraisana .
fa le mariage tue l'amour peu à peu




Antony tokana amiko no mety hahafaty ilay fitiavana ao anaty fanambadiana : hadino ny nikolokolo azy .

Fa maninona tokoa rehefa tsy ao anaty fanambadiana dia vitan'ny olona ny mikolokolo ny fitiavana fa nony injay nanambady dia hadino ? Sa ve hoe "efa azoko ity" :-)
37. kukuto ( 26/09/2005 08:54)
vahiny2004> Marina mihitsy io heo mila kolokoloina io kia.

Ny tsapako lo de rehefa mitia ny olona dia ny ahazoana ilay olontiana no mahamaika azy. hany ka raha vao misy olon-kafa manelingelina azy dia tonga ho azy ny fahasarotam-piaro.

Ireny olona efa manambady ireny indray toa tsy dia izay intsony ny tanjona fa ny hiadanana "fanambadian'kiadanana e!" De tsy le vady loatra intsony ny objectif (donc tsy entretenu le fiarahana) fa ny tena amin'izay. Lasa somary tia tena kely amin'izay, de na ny vady ao antrano aza lasa mandreraka ny mahita azy. Indrindra raha sahirana ara-pivelomana. Ny manana ny hatao indray manampy vady hafa,hihi

Fa ry zareo vazaha alo ny hitako ohatr n be calin calin zany ny mpivady na dia efa antitra be toy ny inona ary. Manokana fotoana iarahana mihitsy (sa mpisipa ve reny hitako reny lolll) Isika gasy raha vao miakatra kely ny taona d'efa "mbay ery fa mahamenatr'olona kan!!" ety amasombahoaka ety no anaovana adalana sss. "ndana ataovy ny raharaha fa aza manelingelina, tsisy hanaovanjavatra, ssss."

Mbo diniho ngeh eh!:idea:
38. ravakamalala ( 26/09/2005 11:11)
kukuto >>:-D:-D:-D
39. booboo ( 27/09/2005 09:27)
:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3163