Zandrikely ! hihihihi

21. sasa ( 08/09/2005 04:46)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D aleo aloha hihozongozondoha fa lena kle
22. Raiom ( 08/09/2005 06:48)
ô ry velo a!

manomboka androany enao an, refa misy tsy mety miditra mitsy na inona io na inona an, de somary lendemana kely fôna ny lohan'ila tsy mety miditra de tonga de ao e! Zany an!
23. sasa ( 08/09/2005 08:46)
tsy mandeha ny sarikely klé:oops:
24. sonwin ( 08/09/2005 12:04)
fa inona io:roll:
25. mamzelkely ( 08/09/2005 13:20)
:-D zany hono lemo tsara fa sô de ts miditra....:-D:-D:-D:°)
26. rijatsif ( 08/09/2005 13:47)
Tena tsy azoko mihitsy le tantara t@ voalohany fa vao nolemako ny lohako dia niditra ihany ilay resaka. Tena mety ity teknikan'i zandrikely ity an!
27. bichette ( 08/09/2005 14:32)
=))=))=))=))=))=))=))
28. booboo ( 08/09/2005 15:16)
=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
29. Veloo ( 08/09/2005 18:09)
o ry raiom a,
tsy mazava :roll::roll:=))=))=))=))
30. sasa ( 09/09/2005 04:59)
d tena mihomehy toute position ireto tovovavy rehefa avy nandena loha marina:-D:-D:-D:-D
31. sweetia ( 09/09/2005 08:47)
=)) ka niditra kosa ve ts ho faly e..=)):-D:wink:
32. sasa ( 12/09/2005 04:50)
Sweetia d enao kou ve nanampy azy, tanjemo fotsiny sao tratra e
33. mandrindra ( 12/09/2005 15:53)
sweetia, inn no niditra, ary niditra aiza?
34. booboo ( 12/09/2005 16:16)
zany oun sweetia a ! hihihihihihihi
35. sasa ( 13/09/2005 04:30)
:-D:-D:-D
36. bichette ( 13/09/2005 07:58)
=))
37. Raiom ( 13/09/2005 14:26)
EEEEEEE!!!!
Aoka hazava e!
ny lohan\'i zandry no nolemana de ny lesona no niditra tsara tao an-dohany fa ts inona akour e!
38. sasa ( 14/09/2005 04:31)
:o:o:o:o
39. sweetia ( 14/09/2005 13:44)
niditra tany e!! :-D kpy anie nareo e!!!:-D:°):-P
40. cocorie ( 14/09/2005 19:01)
hay moa lemana ny lohany de miditra izy ity! ka raha zavatra maty ve no lemana ny lohany ho tafiditre e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0075