TSY IZAY TIANA NO HO FIDIANA FA ZAY NOFIDIANA NO TIAVINA!

1. cristal ( 06/09/2005 11:52)
(l)Salut daholo!Mifamahofaho be hatrany ny hevitra @ ny hoe iza no tokony ho tiavina na ahoana no ahafantarana fa tia lay olona iray;misy lay hiran'ny tarika ny ainga manao hoe:TSY ZAY TIANA NO HOFIDIANA FA NY NOFIDIANA NO HOTIAVINA!Marina tokoa io satria matetika dia hitantsika taratra eo @ fiainantsika fa ny olona heverintsika ho tokony hiaraka @tsika de miaraka @ olona hafa ;ary ny tena loza dia ny fitsarantsika fa tsy tokony tsy hiaraka @ iny olona iny lay olona eritreretintsika ka hametrahana fanontaniana hoe,noho ny vola ve sa noho ny hatsarantarehy no hiarahan'izy roa?Mety ho izao anefa no antony;voalohany mety nifanakaiky kokoa ry zareo ka nifankafantatra bebe koka,na ara toetra na aram-piainana izany;na ny saranga na ny aram-pinoana mantsy dia tsy ho tokony ho olona eo @ olona mifankatia raha tena voajanahary ny fitiavan'izy ireo,ka aleo mihezaka ny mitia izay nofidiana toy izay tia olon-tsy manina anao sao noho ny fitserana fotsiny no hitiavany anao,de hisy vokany ratsy izany!
novalian'i IDEALY ny 08/09/2005 03:35
2. booboo ( 06/09/2005 12:17)
eka ouz lé hira zay : nofidiako izy ka tiako
3. Lepetitbeau ( 06/09/2005 13:34)
Raha amiko aloha de izao e! izay tia ahy no ezahiko tiavina fa tsy izay tiako nefa tsy tia ahy! raha ho an'ny lehilahy io de mety an! fa izany tsy tian'ny vehivavy izany ange ka loza e!
4. booboo ( 06/09/2005 13:44)
tsy fitia antsitra-po raha io, araka ny hevitro. Lasa ôtra oe tsy fidiny ny mitia lay oul dé mi"forcer" hitia fotsiny.

Raha safidy indray dé malalaka kokoa satria enao manontolo no hitia na hidona @ poteau beeee aza.
5. jajaf401 ( 06/09/2005 19:55)
Raha hitia olo iray ange enao dia mitaky argument zay eh! Ka raha tsy mba misy point fort hifidianana olo iray de tsy ho tonga aminy ny fitiavana zany eh, na oviana na oviana, zay!
Ny fitiavana ange tsy azo dresser-na ho hisy eh!! fa izy no mitondra anao hifidy!:roll::roll::roll:
6. pika ( 07/09/2005 04:22)
matoa anie nofidiana matetika dia tiana e
ary raha tsy tiana akory nefa nofidiana ho vady satria ....... anao ny antony dia tadidio fa tsy maintsy hanenina ihany ianao
oh hoe bevohoka dia tsy maintsy atao ny raharaha nefa tsy tena tsapa fa tiana akory ..., vadina satria afaka hampiadana ara-bola sns,na hoe ny namana rehetra efa lasa izaho irery ve sisa dia iny koa miantsapintsapy ...
7. IDEALY ( 08/09/2005 03:34)
ny ahy in1 de raha samy hanambady ihany de aleo ny olona tia anao toy izay olona tianao ; raha samy tia moa vao mainka tsara
8. IDEALY ( 08/09/2005 03:35)
ny ahy in1 de raha samy hanambady ihany de aleo ny olona tia anao toy izay olona tianao ; raha samy tia moa vao mainka tsara
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2781