sorona ho an'i Satana

21. jentilisa ( 08/09/2005 08:43)
Nanoratra aho omaly fa tapaka ny connexion. Ny sorona dia tany @ fihadiam-batosoa iray tao Antsirabe tao. Efatra ny nanao sorona izay niaiky ny heloka vitany saingy tsy hita kosa ny vata-mangatsiaka. Nametraka fitoriana ny fianakaviana saingy tsy raisin'ny fitsarana izany raha tsy misy ny taratasy filazam-pahafatesana. Olana: mbola te-hahita...aloha ny fianankaviana. Miafinafina any amin'ny lavaka maro dia maro ao @ fihadiana izay mahatratra 20-30m ny halaliny ny vatana...
22. Veloo ( 08/09/2005 16:33)
zany ve ry reto tsy fanompo-sampy e? :?:
23. Herimiafina ( 08/09/2005 22:32)
Misy vavaka nampianarin'i Sampy ve?
24. pitchou ( 09/09/2005 18:44)
herimiafina> d vita ve alou le tatezana avy teo e?
25. Herimiafina ( 09/09/2005 21:40)
Matou efa nisy accident tany taty aoriana dia toa vita izany le izy kou.
26. jentilisa ( 12/09/2005 06:32)
izao ka malaza indray izany ranon'i Mantasoa maka olona isan-taona izany. Dia misy ny hoe tsy tia toaka izy...
27. pitchou ( 12/09/2005 12:18)
raha mba toaka alou no tsy tiany d tsy maninn e! aiza ve kou mamo d nde hilomano?
28. jentilisa ( 12/09/2005 14:01)
fa be manko ny mieritreritra hoe manana sanjila be ny olona mpisotro toaka rehefa misy loza toy ireny.
29. pitchou ( 12/09/2005 17:35)
inn zany sanjila?
30. marimarbellanda ( 18/09/2005 18:05)
raha ny aminizao fotona izao ry havana dia efa miseho daholo ny famantarana izay voalaza ao @Baiboly;ka ny @fisoronana any satana io dia jesosy manambara amintsika malalaka fa zy no lalana sy fahamarinana ary fiainana tsy misy afaka mankany @Ray hoy izy afa tsy @alalako ;ka manome safidi jesosy antsika na ny fiainana any andanitra na ny a@afo midedadeda ,anao ny safidy kanefa jesosy tia ny olona rehetra tsy ho very manompo tompo ;ka ny fisoronana tsy hitondra anao haharitra fa mitondra anao @helo mangidy ;jesosy mahita ny zava miafina ento antany ary ny fivavahana ry havana no ahazoana harena maharitra tsy tahaka izao tontolo izao fa maharitra ary toky no asehony jesosy amintsika ka saino ny zavatra any ambony hoy izay fa tsy ny aty antany izay mora rava ;mitaona koa izy hamaky Baiboly fa ao no anovozana hery.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2493