ANTSA TONOKALO
1. hasiniony
(
03/09/2005 09:26)
Manao ahaoana daholo ny namana rehetra!
"Ambohidempona sy Ankatso hono no mifampitazana tsy mba miresaka ary mifanatrika tsy mba mitafa"; fa isika kosa mifampiantsa amorompatana.
Nono ny hetsika izay hataontsika izay ho fantarareo eto ihany ny antsipiriany dia hisy "NY FIFANINANANA ANTSA TONONKALO" izay mety ahazoanao loka "Bokin'i nyEja lohateny ILAY FITIA"
Koa manentana antsika manatalenta rehetra mba harisika amin'izany.
HASINIONY, mampahery anareo.

novalian'i xxx ny 14/09/2005 15:20
2. ravatorano
(
06/09/2005 09:47)
hasiniony
Misaotra anao fa izao fotsiny io fifaninana io dia hatao ny 29/10/05 izao ary dia ny namana izay tonga eo no hitsara azy miaraka amin ireo mpiantsa tonokalo izay efa tena tompony eh
koa mahereza daholo rakizy ah hihihihihi