fitaizana

21. sechat ( 13/09/2005 14:58)
loloniary >=))=))
22. rrmalala ( 14/09/2005 10:40)
23. deghany ( 14/09/2005 12:50)
pitchou:

hihihi! zà tena mitovy hevitra @ samoana


za mitovy hevitra @ pitchou!! hihihi

24. cocorie ( 14/09/2005 14:08)
plus izy rarana vao maika liana te hahafantatra hoe in ary ty zavatra tsy azo atao ity! ka avelao izy ahita de ho tsapany ny tena fiainana e!
25. Herimiafina ( 14/09/2005 19:40)
Ny tena fomba tsara dia ny fahaizana manaraka ny toetr'andro na eo amin'ny firesaka izany na eo amin'ny fomba rehetra, satria tadidio fa ampahan'ny fotoana ihany no ahitanao ny zanakao fa ny ankamaroan'ny fotoana dia any ivelany izy, any ampianarana, any amin'ny namany, etc (isao anie e0. Dia raha tsy maharaka ny zavatra mitranga any ianao dia ho very fa tsy à la page intsony amin'izay zavatr ataony dia izay no vita ny anao.
26. onjah ( 16/10/2005 12:45)
Izaho aloha dia miray hevitra @ Bimanoa mihitsy e.

Ny fitaizana anefa dia mifandraika betsaka @ ireo izay olona mifanerasera.
27. menakely ( 17/10/2005 12:18)
salut!
sarotra be ny mitaiza zaza;
@ko aloha:omena libetré izy noho misy limite ihany,de raha misy zavatra anotaniny fa manitikitika azy dia azavaina @ny ny marina fa raha zavadehibe tsy tokony mbola ho fatany dia tsorina @ ny fa rehefa lehibe izy dia mbola ho hazava @ny.
ary zaza raha voahitsinao mbola kely ka hatr@ 10 ans de moramora fa raha tsy zany tena sarotra be tssss
28. diloo ( 19/10/2005 23:30)
Manao ahoana daholo o,
Vao2 eto aho dia manararaotra ny mandray anjara.
Ny zanako dia 2 lahy ary 1 vavy (17,19,23 taona).ny taonako dia 47.
Azoko atao hoe nandeha tsara ny fomba tiako nitaizaina azy telo dahy ireo.Ny tanjoko fony ireo mbola kely dia ny famporisiana azy ireo ho hahafantatra sy ho tian\'Andriamanitra hatrany,ary ny fampahafantarany ny maha Malagasy azy ireo.Ny fanatanterahana izany ,dia nampidiriko ho anisan\'ny mpianatra sekoly alahady izy ireo.Tao moa ,mazava ho azy, tsapan-dreo ny maha malagasy.Ary zaza toa an-dreo koa moa no mpifandray.
Araka izany moa, dia izahay RAD koa manazava ny fiavian-dreo:\"Nous leur avons toujours inculqué que les Malgaches sont les meilleurs partout.Cette sensibilisation a fonctionné.Du coup, tout ce qui touche à leur origine, ils sont fiers de la défendre et surtout de la représenter à travers leur participation à des fêtes\".
Eto dia tena itako ny tsy fifampitovian\'ny \"snobisme \" ny RAD Gasy sasany manakana ny ankizy tsy hifanerasera @\'ny Malagasy.
Tokony tsapany ny RAD anefa fa rehefa any an-tsekoly ny ankizy dia misy\"Challenge\" \"indirecte\" ny fiarovana ny firenena niaviana.Ohatra ny zanaky ny Portugais,Turques,Algériens, sns, dia mampiseo ny fiavian-dreo.Any ka indraidray dia \"destabilisés\" ny ankizy.Izany no mahatonga ahy manindry ny fampahafantaran\'azy ireo fa malagasy foana ireo na dia taratasy fiaviana azany toerana nahaterahana \".D\'ailleurs\" fony izahay naka rivotra tany Dago, dia nampanaovako \"Passeport\" malagasy ny ankizy.Akory ny afalian-dreo nahita \"passeport\" porofo fa malagasy toa ahy izy ireo.Koa maporisika ny adidin\'ny RAD aho ny fampahafantarin\'azy ireo fa malagasy foana ireo eny na dia manana ny zoan\'ny firenena niterahana sy hipetrahana aza.
Misaotra an\'Atra aloha fa nanao io aho ,satria taty aoriana,dia tezitra ny ankizy hoe:fa naninona izahay tsy nampianarinareo teny Malagasy.Ary maninona isika no mijanona aty an-dafy.
\"En fait\" raha nanao \"vacances \" tany Dago izahay,dia tena tsy nampoiziko fa tena nankafia ny tanin-tsika ny ankizy.Rehefa tafahaona @\'ny \"cousins sy cousines\",akory ny afalian-dreo.Ary\" depuis\",\"is ne jurent plus que sur leur affiliation en tant qu\'originaire de Madagascar\".\"Je ne vous cache pas que je suis fier de moi d\'avoir réussi à faire et à apprécier leur origine\".\"Les miens sont fiers d\'être Malgaches et font tour leur possible pour s\'impliquer à travers leur participation à des fêtes (malgré leur accent).
Tao aorian\'ny fandraisana anjara ny sekoly alahady,\"dans leur adolescence, et jusqu\'à aujourd\'hui,ils ne fréquentent que leurs semblables dans le cadre des rencontres des jeunes Chrétiens Malgaches de France\".\"A la fois religieux,les rencontres entre jeunes malgaches ne peuvent qu\'être appréciables pour nos jeunes.\"
\"Je peux vous dire que mes enfants,avant, ne fréquentaient que leurs amis français.Tout en continuant leurs amitiés,bizarre mais ils se sentent mieux entre petits malgaches de France.\"Je pense que c\'est normal,et si c\'est le contraire qui se passe,pour moi,c\'est la faute du snobisme parental\".
Izany anefa tsy midika hoe tsy tokony atao intsony ny fifandraisana sy ny fifaneraserana @\'ny zana-bazaha.\"Au contraire pour leur épanouissement,je les incite à participer à des loisirs associatifs tels qu\'être membre d\'un groupe philarmonique musical ou sportif.\"
\"Du coup ,ils se sentent indirectement toujours être le meilleur pour la bonne cause de représenter leur origine Malagasy\".Celà marche.Dès fois même,je suis gêné que les profs de musiques par ex.,les mettent en avant\".
Fehiny,raha tianao ny zanakao hanana fitaizana antonony:
-Azo bedesina izy,saingy azavaina azy ny antony.
-Raha mbola kely izy,tsy maintsy toerina ny \"caprices\"-ny.Raha mi-koretaka izy,dia avelao izy hikoretaka,ary hamafiso mihintsy aminy hoe hataovy mafimafy fa tsy ampy,ary arao feo mitovy aminy ilay koretaka.Jereo tsara anie,tsapany fa tsy misy mpanao \"combien\" ilay koretaka,dia mijanona ho azy.Raha ohatra kosa ilay zaza mampiseo toetra mamy be,dia vidiano kilalao izy mba hananany fitiavana feno amin\'ny RAD-ny.
-raha \"adolescent\",ento manao \"vacances\" any Dago aloha izy.Avelao izy hifanerasera @\'ny \"cousins-cousines\".Raha sendra misy \"concert\" mampivory ny tanora maro, dia avelao izy hanatrika izany.\"Je peux vous affirmer que les ados aprécieront et ils seront fièrs d\'appartenir à une Nation issue de leur racine\".
Nony tafaverina aty Frantsa izahay,dia ravo sy faly aho fa ny ankizy mihintsy no mijoro ho Malagasy.
Ankehitriny, ny ankamaroan\'ny \"Tchat\" \"internet\" dia fifandraisana ny samy zatovo malagasy samy teraka taty.
\"anecdote:ilay zanako lahy iray,taloha,ny sipany dia vazaha.Kanjo taty aoriana,sendra nanatrika STK,navelany teo ilay sipa vazaha fa dia nanjary nifidy gasy.Tena gaga fotsiny aho.Ary hoy izy hoe tsy misy hafa tsy gasy ihany no tena tsara.\"Au moins disait-il,j\'aurais l\'assurance de manger du riz,du ravitoto,du sakay, des voanjo-bory.\"
Mialatsiny aloha aho raha lava ny \"expériences\"-ko.
Manao veloma.
Amin\'ny manaraka indray e!
:wink:
29. diloo ( 24/10/2005 16:51)
Manao ahoana daholo,
Namerina namaky ny soratro aho.Ary tena itako mavesatra loatra satria lava.Koa @'ny manaraka fitiniko ny hevitro.Koa miala tsiny indrindra @'ny mpamaky.:?:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1838