fahadiovana

21. Veloo ( 08/09/2005 18:49)
ka hafa ihany anie zany oe mba te ampiseo oe manana daba e...dia avy eo ndray anefa ny fanjakana no omenan-tsiny...tsita eeeeeeee
22. Herimiafina ( 08/09/2005 22:31)
Sao dia hividy vam ianao fa hitadiavako.
23. pitchou ( 12/09/2005 12:59)
hitedavo zà azany! vam tsy mandany lasantsy be loatra an! d mora ahitana piesy koa an!
raha azo atao d irony vam "green" irony fa tsy mande gasoil (gravy b ny pollution ataon'ireny aty)
24. Herimiafina ( 12/09/2005 17:31)
Fa aiza izany aty an'i Pitchou izany e? Aty zamerika ve?
25. Herimiafina ( 12/09/2005 17:33)
Tokony hatao ôtran'ny téléphone portabla na imprimante ireny vam ireny.
Vidiana gratos dia lasantsy isambolana fotsiny no aloha.
Manao abonnement izany e.

Ny Imprimante indray efa fantatsika fa mora noho ny encre ampiasaina aminy.
26. pitchou ( 12/09/2005 17:45)
zà aty @ tanana kou!
27. Herimiafina ( 12/09/2005 21:14)
Ka inona ary hono ny vaovao ao e? Efa nidina ve ny vidimbary? Za efa te-hody mihintsy fa manimanina mosakiky eny amin'ny bordelamera. Aty aminay aty mantsy tsy mba ahitana izany.
Te-hahita olona tsy mikiraro sy lala-tany koa za, ary hihinana ramanonaka sy saosisy eny SabNam.:-D:-D:-D:-D
28. pitchou ( 13/09/2005 18:36)
gay gay gay! aza miara-mitotona aty mintsy nareo sy fijo sao maty mosary aty zahay raha izany! :-D:-D:-D
ny ramanonaka sy mofo gasy milay alou d efa maromaro mintsy zao!
ngah any aminareo tsy mahazo manala kiraro?8O mba mafy kou zany mahazo anareo zany raha zany kou!
fa teny @ bôroudelameran'ni jangilll t@ty nilay an! tao anaty fiara no natory fa tsisy hotely tsouny! f'angah tsisy bôroudelamera any aminareo? bôroudela fotsiny?8O
29. Herimiafina ( 14/09/2005 01:21)
Ny bôroudela aloha betsaka be mahintsiny aty ary misy lehilahy misy vehivavy misy alika aza indraindray. Fa le bôroudelamera aty tena tsy misy ilavan'azy mihintsy fa tsy mba rômantika ôtran'ny any amin'ny zardin d'amoro ao Jangil kou.

Mahatsiarotsiaro ron'akoho eny.... (inona moa ilay lalana makany ivato iny dia afaka an'Ambohimanarina)sy fen'akoho nendasina. Favy an!

Eh, hafa ihany anie le ''plaisir simple toa izany e''. Aty mila hiendaka mihintsy ny hodi-boudy vao afaka mi se payer plaisir simple toa izany. Samba tra ihany lahy nareo any am-tanana any le. Misy adino: THB...:-D
30. Herimiafina ( 14/09/2005 01:31)
pitchou:

gay gay gay! aza miara-mitotona aty mintsy nareo sy fijo sao maty mosary aty zahay raha izany! :-D:-D:-D
ny ramanonaka sy mofo gasy milay alou d efa maromaro mintsy zao!
ngah any aminareo tsy mahazo manala kiraro?8O mba mafy kou zany mahazo anareo zany raha zany kou!
fa teny @ bôroudelameran'ni jangilll t@ty nilay an! tao anaty fiara no natory fa tsisy hotely tsouny! f'angah tsisy bôroudelamera any aminareo? bôroudela fotsiny?8O



Mampilendalenda be zany. Mba andefaso mosakiky sy ramanonaka zahay aty e. Alefaso DHL mba haingana kokoa.
31. Veloo ( 14/09/2005 18:57)
heri a inn aloha ty vam tianao lazaina e? mandana fotsiny mande mody any dago na midina na tsymidina ny vary ... ny volanao hoentinao any hanampy be ny gasy :wink:
32. Herimiafina ( 14/09/2005 20:24)
Veloo, daba ihany ilay atao hoe vam fa slang vaovao indray e.

Nde mba hanamboatra ramanonaka sy mofogasy zah de le lasitra muffin ireny no ampiasaiko dia antsoiko daholo ny gasy aty hiara-komana. Mety ho favy an.
33. Herimiafina ( 14/09/2005 20:26)
(Saika adino) iza no mba manana recette fanamboarana mofogasy sy ramanonaka e? Mba omeo any e.:-D:-D:-D:-D
34. Veloo ( 14/09/2005 20:48)
heri a io mihitsy na mba ampiasainay aty fa ny ahy ndray katsaka no tena tiko, ilay katsaka frais iny no totona @ blender dia asina ronono kely sy siramamy kely dia atao ao anatin'ny moule-na muffin :miam::miam::miam: be kle
35. Herimiafina ( 14/09/2005 21:06)
ntsôôoo. Mba ameo e. Rôvina tsika no hifanao fotoana fa mba ta-hamely amin'izany kobakatsak'i ndroky zany izaho? Tsy maninona fa samy manao maska raha tsy te-hifankafantatra tarehy.:-D:-D:-D:-D
36. pitchou ( 21/09/2005 19:38)
hihihi! ary menakely ngah tsy tinareo?
37. Herimiafina ( 21/09/2005 19:58)
Ini njay mora amboarina ka. Lafarinina sy siramamy sy rano sy menaka fotsiny iny defa lasa izao e. Atao marihidrihitra tsara, asiana kely parfun vanille le izy de mitovy amin'ny donuts.

Le mofo bôlina koa zao no somary sarotsarotra fa to amila alona anlina honon le pate kou.
38. pitchou ( 21/09/2005 21:02)
eeeeeehhhh! ny menakely tena menakely asiana kobambary fa tsy lafarina zany fotsiny!
39. Veloo ( 21/09/2005 21:09)
pitchou a io angaha mahay menakely tsssssssss nefa misy kobambary mihitsy aty...
O ry hery a zany mbola tsy fantatra ny hifankahitana.. mahereza mihinana donuts hatavy be eo mivoraka be eo :-D:-D:-D:-D
40. Veloo ( 21/09/2005 21:10)
politika moa no resahina lasa any @ sakafo ndray kle :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7098