mba mantany
1. zefalah
(
02/09/2005 01:47)
mba aona marina zany hoe fitiavana miandrandra fahasambarana zany e?
toa itako mantsy ny gasy toa sahirana amin'lay resaka fitiavana,nefa tsy ampy 2 taona de rava..
misy aza ny sasany ray volana de rava.
ka aona marina ary lay fitiavana miandrandra fahasambarana?
toa itako mantsy ny gasy toa sahirana amin'lay resaka fitiavana,nefa tsy ampy 2 taona de rava..
misy aza ny sasany ray volana de rava.
ka aona marina ary lay fitiavana miandrandra fahasambarana?
novalian'i deghany ny 19/09/2005 13:58
2. loloniary
(
02/09/2005 04:29)
saliii indray!
hono hoaho?ny vazaha ve tsy rava mihintsy ny azy ny fitiavana tsy maintsy mihoatry ny 2 taona ve ny azy vao rava?de tsy misahirana amy fitiavana ve rizareo ?
fitiavana miandrandra fahasambarana ve ?tena sarotra faritana le fahacambarana ko ity,anefa dia ho valiako hoe angamba dia fitiavana miandrandra fitiavana izany .

3. pika
(
02/09/2005 09:39)
za mba gaga ry loloniary ny bandy gasy tsy mamaely, ny fiarahan'ny gasy mora rava fa ry zareo vazaha angamba ilay tena tonga lafatra nefa ry zareo indrindra aza no ....
ny zavatra mitranga rehetra matetika tsy mifanaraka izay eritreretinao .. fitiavana miandrandra fitiavana no tokony ho fenitra tadiavina raha izany no tanteraka dia mora azo ny fahasambarana
ny zavatra mitranga rehetra matetika tsy mifanaraka izay eritreretinao .. fitiavana miandrandra fitiavana no tokony ho fenitra tadiavina raha izany no tanteraka dia mora azo ny fahasambarana
4. vivi
(
02/09/2005 10:37)
amiko indray d ny fitiavana sy ny fanambadiana @ gasy no tena mateza satria ny gasy tsy d manao fitiavana adala be @ voloany fa ry zareo vazaha no tena manao mitafotafo ka rehefa leo izy d hatsipiny fotsiny ianao , d misolo hafa indray ka zany no mahatonga ny divorce betsaka aty andafy, fa ny gasy d ataony atoniny foana ka na d leo aza izy d mijanona @ vadiny ihany , ex:ny vazaha manome voninkazo, cadeau keli madinidinika ka raha vao tsy manao anireny izy d efa arakao fa we niova izy izany fa ny gasy tsy manao raha tsy anniversaire ka na misy fiovana aza tsy arakiny manodidina akory sady mahay mampionompo
5. jentilisa
(
02/09/2005 15:09)
izany hoe raha ny fahazoako azy dia ny hala-tahaka vazaha ary no nahatonga ny gasy lasa mora misara-panambadiana?
6. Veloo
(
02/09/2005 16:12)
Jentilisa a an3 kosa e efa toetr'andro io efa ho tonga ny farany ka betsaka ny ratsy ankehitriny na aiza na aiza...:wink:
7. Herimiafina
(
03/09/2005 04:47)
1-Miainga amin'ny fitiavana EROS foana aloha ilay izy (Eros=endrika ivelany, vatana, erotique), izany hoe tsy maintsy misy zavatra iray manintona anao eny amin'ilay olona.
2-Miditra amin'ny FILA na FILIA amin'izay avy eo ilay izy (materialiste, donant-donant, reciproque, fitia mifamaly) eo ny mpifankatia indraindray no mifamaly satria hoe "Izaho foana no miantso azy fa izy tsy miantso mihintsy" satria ny Fila dia midika hoe "nanome anao an'ity aho dia tokony omenao mitovy amin'iny koa".
3-Mananika ny Agape amin'izay avy eo. Ilay fitiavana tsy misy tambiny, ka lasa iray ihany izy roa.
Ireo no tokony hisy vao mari-pototra ny fitiavana olondroa iray, raha misy tsy mety na iray fotsiny amin'izy ireo aza dia mety handrava fiarahana.

9. scorpion
(
03/09/2005 20:46)
ny gasy sy ny baiboly koa tsy misaraka mihitsy na inona na inona resaka an...nefa nahoana aza no....aleo tsy tohizana8), mahaiza mitia fotsiny e
11. IDEALY
(
05/09/2005 03:12)
fitiavana miafina ahôna ry lema hoe tsy fantatr'oul sa afenina ao am-po fotsiny fa tsy azoko