Mba mila torohevitra avy aminareo e!
21. Herimiafina
(
03/09/2005 04:40)
Ho an'i A2, jereo tsara sy diniho tsara ihany aloha ny fiarahana amin'ilay olona faharoa sao dia sendra ny tsy izy tampoka eo ka hiala an'Ankatso dia Ambohidempona.
Ny mamapanahy ahy mantsy dia ilay condition niforonan'ny fitiavanareo. Misy mantsy olona tsy tia raha tsy olona efa miaraka amin'olonkafa, ka raha vantany vao libre dia tsy tiany intsony.
Ilay miafinafina, fitiavana secret iny mihintsy no manintona azy. Mino aho fa tsy toa izay izy.

22. A2
(
05/09/2005 06:57)
:cry: Misaotra bdb anareo nanome torohevitra. Mbola betsaka ny zavatra tsy voalazako momba ahy sy ilay olona mamo foana io. Taloha izy dia namono anà, tsy namaly aho satria aina tsy mitovy, taty aoriana anefa tsy tantiko intsony ka mba namaly aho dia tsy sahy intsony izy. Nisy fotoana aho nipetraka tao amin'i RADreniny, ny reniny izao mihitsy no nilaza tamiko hoe "misaraha", sy ny hoe ianareo sipan'ny zanako rehetra dia tsy misy azokazoko daholo. Tsy norarahiko zany satria t@ izany ny tao antsaiko de hoe rehefa tia anà ny zanany dia ampy izay, satria tsy ny reniny ny ho vadiko fa izy. Ny tena marina dia efa misy olona any kasain'izy mivady ho vadin'ny zanany fa ny zanany no tsy mety. Izany eo ihany fa ity izy mamo foana no tena tsy zakako. Vao herinandro monja izay ny nivoahany Hopital dia efa niverina nisotro indray izy, somary nisy fanantenana ihany tamiko satria anie izaho mialohan'ny nidirany hopital dia efa saika nilaza taminy ny tsy fetezan'ny fiarahanay intsony e! kanjo moa izy narary! Nanantena fiovana aho nefa indrisy. Mbola aretina avy @ toaka ihany no nahazo azy. Efa tsy nahatsiaro tena intsony izy t@ izay. "Coma éthylique" no tena marina.
T@ voalohany anie izy ka nanafina ny toetrany e! Tsy mamolava izany, fa rehefa nanomboka nitokatrano zahay vao niseho ny toetrany.
Hanohizako ny fanazavako, za sy ilay olona miaraka amiko manome toky anà io indray dia mpinamana no nifandraisanay t@ voalohany, herintaona teo ho eo, nifampizara ny alahelonay izahay, nifanome torohevitra, atao ahoana moa fa nitsiry ny fitiavana taty aoriana ka dia niaraka, mazava ho azy fa fantany ny fisian'ilay olona miaraka amiko ary hitany dia hitany tokoa ny fijaliako.

23. Herimiafina
(
10/09/2005 03:10)
Eto aho vao mieritreritra fa, sao dia ianao io A2 io ry chérie malala?
Za kosa tsy mamolava izany fa aza mamorona e, sady ianao ary tian'i maman sy papa be mahintsiny.
Ary iza koa izany bandy miaraka amin'i Toi izany?
Efa niresaka tsara anie isika e.
Andray! Dia ilaozan-dry zany aho?
Enga anie ka tsy ianao io fa tena very aho raha ilaozanao. :-D:-D:-D:-D

24. A2
(
12/09/2005 13:09)
:?:Fa iza moa ianao ry Herimiafina? Mino aho fa tsy izaho no chérie malalanao. Marina daholo ireo zavatra nolazaiko ireo ary mbola iainako amin'izao izaho mbola manoratra izao.
25. booboo
(
12/09/2005 14:49)
efa ireo aby ny vahaolana natoron'ny namana ange ry A2 fa anjaranao no manapa-kevitra zay hitondranao ny fiainanao sisa !
27. Herimiafina
(
14/09/2005 20:31)
A2:
:?:Fa iza moa ianao ry Herimiafina? Mino aho fa tsy izaho no chérie malalanao. Marina daholo ireo zavatra nolazaiko ireo ary mbola iainako amin'izao izaho mbola manoratra izao.
Vérification fotsiny sao mantsy de ilay rafotsiko izay ianao io? Fa hitako fa tsy izy ka. Sorry.:*
28. Emie
(
16/09/2005 13:59)
Salut A2 zao no tiako holazaina anao anontanio tsara aloha ny heviny momba anareo roa raha tena tapakevitra hanambady anao,Efa roa taona niaraha mipetraka ataoko eafa ampy nisainana zay,alohany hisarahana,fa ny lehilahy anie mitovy daholo e ary tsy misy vao tsy hamiratra fa reha tota mitovy ihany!
Na izao koa atao ampitahory hisarahana izy hijerena ny tena heveny.Raha ny RAR tsy tia ndray aza ivakina loha fa hendre tsara @ zay tsisy hanaratsina anao!Sady nareo koa tsy mipetraka ao@dry zareo!
Veloma,jereo tsara ny ho vokany decision ho raisinao eo @ lafiny rehetra zay vao ampiharina

29. xxx
(
22/09/2005 11:52)
Sao ny mampatahotra anao ilay entana kely efa voahangona ao antrano , raha izany dia aza ivakina loha fa vola fitady .
Raha hiala azy ianao noho ilay olonkafa hitanao dia ataoko fa tsy dia mety loatra izay satria mbola tsy fantatrao tsara ny tena toetran`ilay bandy vaovao .
Fa raha noho ianao efa mibanjina ny hoavinao dia manaova kapotandroka miala na marary ary satria raha nareo mbola tsy vita n`inoninona no efa otrizao no ataony fa indrindra raha mivady tsy ho loza .