Inona no jerenareo voalohany?

21. fijo ( 05/09/2005 04:22)
raha za aloha,dia ny vo.. no jereko aloha e.
ny volony io an.
22. avana ( 05/09/2005 07:43)
:-D zany an!
23. mozart ( 05/09/2005 07:47)
ny tsiky anie mamitaka e! raha ohatranay zatra tany @ côte aloha de tsy mahataitra zany vodiny izany, ny manaitra voalohany amiko de ny fiakanjony! azo tarafina eo ny momba ny fanahiny! tsotsotra ve sa tena be zesta be! ahy aloha iny!
24. Veloo ( 06/09/2005 20:50)
:-D:-D:-D:-D nareo reto kle
mozart efa tratra angaha i se?:wink:
25. mandrindra ( 08/09/2005 09:59)
saika marina ny an'i fijo. Ny ahy aloha ny tarehiny no jereko ary avy eo tonga dia midina ny maso ary mijanona kely eo amin'ilay fikabe sy ilay entana.
26. Veloo ( 08/09/2005 19:01)
o ry mandrindra a inn ty fikabe tianao lazaina angaha ny vavy misy fikabe? :-D:-D
27. Herimiafina ( 08/09/2005 22:29)
Marina izany kah! Misy "pheromone" hono any amin'ny olona tsirairay ary any amin'ny partie intime no mi-secreter an'izany (helika, fikabe, sns) dia eo amin'ny 5m eo ny portée na ny fahatakarany.

Ka raha sendra mandalondalo eo ianao dia avy hatrany dia voasintona ny masonao.

NB: ny pheromone dia karazana hormone tsy hita maso, toy ny ranomanitra miparitaka eny amin'ny atmosfera eny. Any amin'ny bibikely dia io no moyen de direction ankoatry ny maso.
28. lilbon ( 09/09/2005 04:58)
za less ny tarehiny no jereko voaloha !
tarehy sy akanjo satria mety ho hita taratra eny amy fomba fiakanjo sy soritra amy tarehy ny fiainan'ny olona iray.
29. mandrindra ( 09/09/2005 10:06)
ho atoroko an'i veloo ve ilay izy ary ?
30. rijatsif ( 09/09/2005 23:07)
Milay daôly zany ê!
31. Herimiafina ( 10/09/2005 05:24)
Za zany te-hijery........(Teny tsy mendrika ny henoina)
32. akamabaonina ( 10/09/2005 14:25)
rijatsif:

O ry zalahy a!
Raha mahita sipa nareo dia ny inona eny @ vatany no jerenareo voalohany mba hilazanareo hoe milay na tsy milay ilay sipa? Tarehy, bika,... ?


ny vatany sy ny masony lesy ah! tonga de hita ny etana
33. mandrindra ( 12/09/2005 10:04)
fenoy ny banga ry herimiafina a. Mety tsy mendrika ny hohenoina fa tsara hovakina !!
34. fasaly ( 20/09/2005 18:08)
fijo:

raha za aloha,dia ny vo.. no jereko aloha e.
ny volony io an.



ny vo... ahoana ry fijo? ny voamasony ve zany???:roll:
35. fasaly ( 20/09/2005 18:10)
zefalah:

nena ny fanahiny.....ny gasy refa tsara de satana.
masostra maita an'reo vehivavy tsara bika etsy antaninarenina etsy..
nena @zao refa sipa tsara fanahy sy mitsinjo ny ho avy de tiako...na babakoto aza..
tia ahy izy de tiako.


ny an'i zefa kou de zany foana,
diso hevitra ianao fa ny tsara rehetra tsy satàna dooly akory fa misy babakoto na bozin'angatra tena satàna kou an! sao mifanojo amy babakoto sady satàna enao zay vao fay tsara ka mahaiza misafidy tsara.
36. Veloo ( 20/09/2005 21:23)
madrindra a inn ary ? miandry za....:°)
37. Herimiafina ( 21/09/2005 16:00)
Niova hevitra indray izaho fa tonga dia ny nonony avy hatrany no banjiniko soa amantsara amin'ny fankafizana tsy manantsahala 100%.(l)
38. Veloo ( 21/09/2005 19:17)
:°):°):°)
39. Herimiafina ( 21/09/2005 20:12)
Green of envy an.:-D:-D:-D:-D
40. Veloo ( 21/09/2005 21:13)
:^):^):^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2836