Menatra mampiseho fitiavana na miteny je t'aime

21. phanie7 ( 31/08/2005 08:12)
ary ahinareo ve lay hiran'AAmbondrona hoe Tsy hay?o^o
22. pika ( 31/08/2005 12:01)
fa saingy mampijaly tena raha afenina ilay fitiavana ry phanie
23. phanie7 ( 31/08/2005 12:11)
mmhh,sur an'izany zato% ve ianao,pika?
Raha amiko loa dia arakaraka e, ny @nao no tsy haiko:wink:
24. palince ( 31/08/2005 12:19)
ravakamalala ooo, de zany ve no torohevitra omeneao
za anefa mahita fa tena rehefa mihanahana de andraso eo i benoit , ontsoooo je t'(l)(l)(l)

































za nefa
25. rijatsif ( 31/08/2005 21:31)
Ilay fitiavana anie toy ny afo ê! Rehefa tia izay ianao dia ohatra ny hoe may mihitsy ka na dia tsy miteny hoe je t'aime aza dia mampiseho izany @ fomba hafa, fihetsika io na fiteny...sns... Tsotra ny tiako holazaina. Rehefa samy tia ihany ve tsy aleo tsorina toy izay mihanahana eo?
26. Herimiafina ( 01/09/2005 04:26)
Teneno ihany lahy sao tara loatra ka anenenana, raha tena tia an'ilay olona anie ianao tsy very n'inon'inona raha hiteny izany e.
27. Veloo ( 01/09/2005 16:41)
ie marina izany fa ny lahy no tokony iteny aloha ry herimiafina ...
28. IDEALY ( 05/09/2005 03:40)
sarotra:roll:
29. IDEALY ( 05/09/2005 03:41)
sarotra:roll:
30. valie ( 27/09/2005 09:54)

Za aloha tsy menatra zany e!
Za mteny am lery hoe je t'aime fona (l), fa avy eo nefa za tsy mahazo valiny fa tsikitsiky kel fotsiny. Ie, zay marina ngamba le oe tsiky kel d ampy.
Fa nareo bandy reo mintsy no tena tsy sahy fa menatra ko. Sa tsy tena vokatry ny fo d tsy sahy tenenina le izy?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0496