Besisika
23. ratole
(
02/09/2005 10:26)
nanourand > efa be no nisisika tao dia mbola hihinana ihany ve ialahy?
29. sasa
(
06/09/2005 04:45)
bichette aiza kousa e, blague io kou, sady mino aho fa njy io izao manitra be e
sonwin elah angah lety efa sendrany no miteny an'izany:-D:-D:-D
sonwin elah angah lety efa sendrany no miteny an'izany:-D:-D:-D
32. mamzelkely
(
07/09/2005 06:29)
ratsy wa reny besisika reny fa be tôlana!!!!
mitandrema ihany enao ry sonwin fa mba fidio ihany ny sipa!!!:^):-D:°)
mitandrema ihany enao ry sonwin fa mba fidio ihany ny sipa!!!:^):-D:°)
34. sasa
(
08/09/2005 04:56)
sonwin hi hi hi voa mafy elah kle,
Veloo angaha vitan'izay safotra fotsiny fa tena saika maty mintsy lery kou
Veloo angaha vitan'izay safotra fotsiny fa tena saika maty mintsy lery kou
39. sasa
(
09/09/2005 04:57)
veloo raha teo le bandy akama izay efa tratra njy hoe " aza mihetsika amzao position izao aloha njy":-D:-D:-D
