Mitombo loatra ny isantsika mponina ao Dago
21. kally
(
19/09/2005 15:36)
Ka ny rafitra no tsy napetraka no mahatonga an'io tsy hihodina, tsy misyfanaraha-maso mihitsy izany fandoavan-ketra ara-dalàna izany na lafiny inona na lafiny inona eto amintsika.Fa ny hoe be loatra ny mponina tsy marina izany.
22. Herimiafina
(
19/09/2005 18:14)
Ouais,
Ny tany amerika izao dia nandeha aloha ny rafitra rehetra, nisy ny hetra, ny lalàna, ny infrastructure rehetra. Lehibe ny espace ary dia natao aloha izay hampisy ny antsoina hoe convenience rehetra (marché, sanitaire, éducation, etc.).
Dia nitombo azy nanaraka ny haben'ny velarantany azo hipetrahana ny olona.
Ny modele any Madagascar indray, dia ny contraire an'izay, nitombo aloha ny olona vao nandeha ny fametrahana ny rafitra isan-karazany. Ankehitriny dia tena sahirana tokoa ny Fanjakana mametraka ireny convenience rehetra ireny nefa ny olona tsy mitsaha-mitombo, dia tsy maharaka intsony, milavo lefona.
Ary raha ny logique de la croissance démographique dia tokony hoe:
''Manana ny ampy aloha vao miteraka''.
Ny antsika anefa dia mifanohitra amin'izay:
''Miteraka maromaro aloha satria vitsy ny ho tonga à l'âge adulte, harena ny ankizy, main d'oeuvre supplémentaire amin'ny asa-tany, etc.''
Dia nipetraka ny olna satri nitombo ny isan'ny mahantra, nitombo ny taux de chomage, nitombo ny taux de mortalité infantile.
Lasa nipoitra izao karazana épidemie reheytra izao, ny pesta, ny cholera, ny gripa, sns.
Tokony hanenjika io fitomboan'ny mponina io ny teknolojia sy ny politikan'ny fampandrosoana satria fantatsika fa raha tany amin'ny 9.000.000 tany ny isantsika tamin'ny 1970 tany, ankehitriny dia efa ni-dedoublé izany isa izany. Raha ny sakafo tamin'izany anefa ampy ho an'io isan'olona io, ankehitriny dia mbola latsakin'ny atsasak'io 9.000.000 io no velon'ilay sakafo ary mitombo isantaona ny fanafarambary ataon'ny fanjakana.
- Olombelona: croissance géométrique sur 25 ans. N(2005)=2.N(1970)
- Sakafo: croissance arithmétique.
M(2005)=M(1970)+ X, ny X eto dia ilay fitombon'ny vary importé, maimpy izay mab aazo tamin'ny fampiasana zezika.
Ny tokony hatao dia ny mampiasa ny teknolojia hampitomboana ny vokatra ary mi-limiter ny fitomboana, ary tsy mamerina izany raha tsy efa avancé indray ny teknolojia sy ny vokatra. Tokony hi-depasser ny isan'ny olona izany ny antsoina hoe possibilité de survie.

23. kally
(
20/09/2005 10:07)
Ka io mantsy izay tonga eo, olona tsy mahalala ny atsimo sy avaratra akory fa dia nafana fo nanao propagandy sy akaiky ny mpitondra dia faly nahazo seza, manao sonia no hany anton'asa sy mandeha mitety tany fa ny tetik'asa tena handrosoan'i Madagasikara 00.
Ary maninona raha mba miakatra i Herimiafina hampihatra anio voalazanao io raha tena mety?:wink:

24. Herimiafina
(
21/09/2005 01:29)
Marina mihintsy izany ry Kally saingy, ny tena vaha-olana dia ity resaka Faritany (Province), na région (Faritra) ity no tena ho possible hahamety ny fandehany.
Zaraina amina faritra ny Fanjakana dia asiana olona eo hitondra ny faritra tsirairay avy, hampandroso sy hitady izay hampandroso ny faritra misyu azy avy ary dia mandeha io.
Ny Fandrosoana anie tsy resaka rafitra na politika fotsiny fa ilay OLONA mihintsy no tena base-ny e. Raha ratsy ilay olona eo amin'ilay fitondrana dia aza manantena ny handroso mihintsy.
Za raha hanao ihany dia aleoko Chef de région fa io no hitaka hahafahana mampandroso kokoa amin'ny hevitra tsara.

25. kally
(
21/09/2005 17:01)
Miakara fa atosikay raha matotra sy tena mahay miasa e! f'izany hoe aza atao tohatra kosa izahay na izany aza.
26. Herimiafina
(
21/09/2005 20:35)
Za r'ise tena mbola misy zavatra bedabe tsy haiko de mbola hianarako eo aloha, gravy be mantsy le any Dago hoe rehafa mahay zavatra iray izay le olona de tsy atorony mihintsy fa sao dia misy midepasse izy dia miara milevina aminy any le zavatra fa tsy mba nozarainy.
Izany mantsy dia vokatr'ilay toe-tsaina te-hanana avance amin'ny olondrehetra foana e, mba hahafahana manjakazaka amin'ny madinika avy eo. Tsara ilay izy raha toa ka zakan'ilay olona le vononahitra sy le harena be ary le adidy apetraka aminy fa toa izay tonga eo toa tsy nisy nahazaka daholo fa nanana Folie de grandeur daholo de te-hitovy amin'ireny deba any anaty filama ireny daholo dia mamono olona atsy sy aroa, mividy ny zavatra rehetra amin'ny vola na vehivavy na inona na inona. tena tsss. Mahakivy e.

28. Herimiafina
(
23/09/2005 20:03)
Voatondrako njay ngah pitchou tamin'ity njay mitoraka ity?:-D:-D:-D:-D
30. Herimiafina
(
26/09/2005 20:18)
moa kou to hifidy an'i toa ihany raha hilatsaka hofidiana i toi.
31. pitchou
(
26/09/2005 23:58)
menjera tsy fidiny aza efa tsita ze hanaovana azy kou hilatsaka (aiza) an-tsitrapo tsy raharaha?
32. totia
(
01/10/2005 15:11)
ie zany eo ihany fa mila jerena koa ange ny tany e!
eritrereto hoe firy kilomètre carré i Madagasikara dia zara fa misy olona manana 1 mètre carré akory.
midadasika be amin'ny tsy misy dikany fotsiny kanefa tsy exploite-na.
Sarotra be ny mahazo tany, sady lafo velona.
Ny hofan-trano fotsiny no ohatrinona, mahantra amin'ny taniny ny gasy dia araraoti'olona fotsiny.
:(

33. pitchou
(
02/10/2005 17:10)
totia> ka io ange arakaraka ny tany tinao vidina e! eo analakely kosa ve enao no hividy tany ko tsy ho lafo be! fa eny tampoketsa ange mividy raha tdy zara raha mandoa vola e!
34. Herimiafina
(
03/10/2005 03:22)
Na dia izany aza dia mampanaelo be daholo e.
Ny atao hoe fahantrana dia ny tsy fahafahana mahatakatra izay mba zavatra tianao, ny tsy fahafahana mivoatra, manita-kevitra hampitombo fananana.
Ka raha mahatsapa izany ianao fa mila manana tany ka tsy mahavita izany dia mahantra.

35. pitchou
(
04/10/2005 08:46)
zà zao tena mahantra be mintsy fa tsy mbô afaka mahita an'izany zamerika zany (otran'ny sasany):cry:
36. Herimiafina
(
04/10/2005 14:44)
Mangataha boursa otran'ny sasany e. hehehehe.
Inn nefa hono no mba tianao jerena aty? tsy ho afapo eo akory ianao, zavatra tsy hitako ze mahatsara azy. Siap angaha de ekeko. hehehehe:-D

37. pitchou
(
14/10/2005 19:06)
ko aiza no afantarako ze zvtr tiko jerena any nefa zà tsy mbola tany?
mbô d hahita an'zany 5è avenue sns zany!

38. Herimiafina
(
16/10/2005 04:31)
Tongava ary de hitantsika ny atao e, inn le tsy takatrao sao de misy hanampiana tampoka?
40. Herimiafina
(
16/10/2005 22:22)
Misy promotion fona amin'ny mpivarotra an'izany, mety ho takatrao ihany, midemerda kely fotsiny enao, hehehehe:-D:-D:-D:-D