MILA MIANATRA MIJERY NY GASY

1. kantovavy ( 26/08/2005 14:03)
Mahamenatra, d mahalasa fisainana hoe "maninona ny gasy" tsy mba mahay mijery fety.

raha tonga ny artista vahiny, tsy maintsy misy ny atao hoe "1ere partie ataon'ny artista gasy.
fa dia ny mpijery dia mampiseo toetra tsy mendrika matetika (mitoraka, manompa.. raha ny tamin'i mafonja / sean paul no resahina.) na aiza na aiza anefa eto antany misy foana ny atao hoe 1ere partie, izay natao ho fampafantarana artista hafa.

raha resaka fanajana koa anefa, dia azo resahina indray koa ny che bel canto izay fantatra fa artista samihafa manotrona ny artista tompondanonana... koa maninona ary no tonga mijery che bel canto miaraka amin'i Mahaleo raha toa ka avy eo hisiaka andry lalie sy ny namany ?

Tsy mety mihintsy izany fomba izany ka mino aho fa mila ampianarina ny vahoaka gasy mpijery fety.
novalian'i Ra900 ny 20/10/2005 13:01
2. Veloo ( 26/08/2005 14:27)
:roll::roll::roll:
3. sonwin ( 27/08/2005 10:13)
Ahona any fomba hampianarana azy nefa?
4. fijo ( 27/08/2005 21:29)
marina izany,fa ny fomba fampianarana azy dia ny fanazavana aminy ny zavatra hisy.
5. jentilisa ( 30/08/2005 10:34)
raha hoe ilay revy miaraka amin'ny mpanao hip hpo moa dia tahaka izy mihitsy ny fiheverany hoe tsy maintsy misy ahatsiarovana azy (mpijery) ao amin'io fety io. Izay no tsy nahazoan'ireo palais de sport intsony. Raha momba an'i Lalie kosa indray dia misy tsy fitiavana azy manokana ny an'ny mpijery. Izaho aza tsy mahalala loatra ny antony. Jereo tsara anefa fa nankafizin'izay nijery ny nataon'i Hanintsoa. Mahay mijery dia mahay mijery ny gasy fa ny any amin'ny karazankira sisa no mbola tanora loatra angaha dia tsy mahay afa-tsy migafy.
6. fijo ( 31/08/2005 20:33)
aiza kosa no hoe migafy e.tsy mahay manome ambiansy hoe
7. jentilisa ( 02/09/2005 14:57)
raha izany dia ny artista no mila miofana satria anjaran'ny artista no manome ambiansy
8. nanourand ( 07/09/2005 00:37)
raha hoe ilay revy miaraka amin'ny mpanao hip hpo moa dia tahaka izy mihitsy ny fiheverany hoe tsy maintsy misy ahatsiarovana azy (mpijery) ao amin'io fety io. Izay no tsy nahazoan'ireo palais de sport intsony.

Naninona marina ary ry lérouny no tsy nahazo palais tsony e! :-w na dia efa hatram' zany sean paul zany aza ve no tonga tany??? tsy zany ve ny andriamanitra kelin'lerony e?^:^

:@
9. nanourand ( 07/09/2005 00:38)

10. nanourand ( 07/09/2005 00:38)

11. Ra900 ( 20/10/2005 13:01)
na hip hop na in refa hikrontana de mkrontan fôna mila mazaka anizay ny artista gasy e
12. fiaritiana ( 27/10/2005 10:46)
ny toetsain ny gasy no mila miova fa tokony tsy hianarana izany!!miankina amin ny tsirairay!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0127