Ny fahantrana no manova ny toe-tsaina et non l'inverse
24. Herimiafina
(
30/08/2005 05:02)
Izao ny zavatra tsy no-analyser-tsika tsara.
Efa nisy karazana toetra tsara na ratsy tao amin'ny olona iray manankarena.
Nihanahantra izy ary dia nisy toetra nipoitra indray nanaraka iny zava-nitranga iny (matetika ratsy). Ary dia nipoitra ny tena toetra ratsin'ilay olona.
Niverina nanankarena indray ilay olona ary dia nisy toetra niova indray, tsy voatery mitovy amin'ilay tamin'ny voalohany intsony satria lasa matahotra ny hihamahantra indray ranamana.
Fandravonana: miova arakaraky ny farimpiainany ny toetran'ny olona tsirairay avy.
Ny toetra dia forme d'adaptation à une condition donnée mba hiarovantena, mba hazahoana fiainana, sns.

28. jentilisa
(
09/09/2005 09:45)
Tsy misy ny zavatra "absolu" ka hoe tsy maintsy izao na izaroa. Misy fifandraisany hatrany ny azvatra rehetra...misy ny lafiny mahamarina ny hevitra nefa misy koa ny lafiny tsy mahamarina izany.
Jereo ohatra ny Japoney, ny tsy fananany tany intsony sy ny fisian'ny horohorontany tsy mijanona dia miezaka hiala amin'ny fahasahiranana vokatr'izany izy. Vokany: lasa mandroso ny firenena eo amin'ny toe-karena.
Jereo indray isika gasy (miala tsiny be dia be aho fa lasa toy ny manaratsy tena na dia tsy tiako mihitsy aza izany), fantatra izao fa hisy rivo-doza mandalo isan-taona saingy tsy mitady vaha-olana hitady trano na tafo tsy lasan'ny rivotra isika fa mionona amin'ny falafa mora rava hatrany. Vokany: ny viona hiandrandrana fanampiana isan-taona.
toe-tsaina mahatonga fahantrana izay!

29. Herimiafina
(
09/09/2005 13:45)
Ka le trano falafa anie hono mora amboarina e. Sady noho ny rivo-doza mihintsy no nanaovana falafa ny trano satria raha natao beton dia simbain'ny cyclone dia perta be fotsiny.
Tamin'ny andron'i Gafilo dia nisy trano dur be tany Jangil tany, lasan'ny rano dia nitomany be le tompony tany Antananarivo, dia memezan-dry zalahy hoe adala nga zay nanao ny anay hazo sy falafa.