Pôlitkan'ny tany vaventy ny fahantrantsika.
1. dakoma
(
25/08/2005 14:21)
Tany midadasika ary mahavokatra i madagasikara.Azontsika vokarina eto avokoa ny légumes,ronono sy hena ilain'ny La-Réunion sy Maurice.Mihena avy hatrany ny fahantrana eto @ tsika raha izany no tanteraka.Fa tsy heken'ny la Frantsa io satria mahantra no hitiavany antsika.Ny tena tolona @ fahantrana dia ny fifanakalozana varotra ,ary isika manana vokatra betsaka @ izany.Fa ilay tany occidentaux mihintsy no manao protection be loatra ny azy ka manahirana.
izao fahantrana aty Afrika izao dia anananan'ny zareo ny tena solution raha tiany izany,fahafirin'ny fandehanany eny @ volana io.Fa ny marina dia mifamono,noana ,marary,sns...izay no tena hitiavany antsika.

novalian'i Herimiafina ny 25/08/2005 23:02
2. Herimiafina
(
25/08/2005 14:52)
Tena vrai mahintsy izany satria ilaina ny olana mba hisy vahaolana, ka ny olana any amintsika dia vahaolana amin-dry leirony ny amin'ny fampiasana ireo tsy an'asa be dia be any aminy.
3. vancleef
(
25/08/2005 18:33)
C\'est toujours la faute des autres jamais de la notre !!! Iza noho nandraoka telom-polo taona lasa izay ny frantsay tany Diégo, ny amerikanina tany an\'i Talata ny volon\'ondry, niala tao @ zone franc. Tamin\'izany fotaona izany hoe Madagasikara tsy mandoalika faha tao aorina dia mandadilady. Ary aiza noho manao sesin\'tany ? Any @ ilay La Frantsa mpanandevezo. Tsy mahazo miteny @ mpanao gazety akory raha tsy mahazo autorisation any @ Sarko!
Amin\'nizao fotaona izao dia betsaka ny gasy mihevitra faha ny gasy dia mahay nohon\'ny olona rehtra era izao tontolo izao dia namorina ny rehetra manomboka @ informatika atramin\"ny génie génétique sy ny tsy fantatro dia rehefa misy vahiny tonga any dia hoe tonga indray ny mpanandevo ! Izay te ho handevozina ihany no mety handevozina !
Betska ny mbola tiako lazaina faha lava laotra ka mandrereka ny namana ny mamaky azy

4. Herimiafina
(
25/08/2005 18:48)
Miombonkevitra 100% amin'ilay resaka intelligence teo. Resaka mandeha foana io hoe mahay ny gasy. Ny fihavian'io resaka io dia taty andafy taty rehefa mahatsikaritra isika mianankavy fa ambony niveau. Ny antony dia satria tsy voaray nianatra taty raha tsy ambony niveau koa e. Na dé zany aza be kôf tsy misy côcô mihintsy koa any amin'ny tanana any.
Fa tamin'ny voalohany teo dia politika global no resahana fa tsy politikan'ny dondrona sendra nahazo fanjakana.
Ny ahafantarana ny kôfboay tena intelligent dia tafavoaka foana n'inon'inona sakana misy eo. Fa miasa foana ny côcô ka mahita fika favy ahatafavoahana. Ny kôf dondrompahitra indray dia mivelona amin'ny olana manodidina azy, mimenomenona, mi-analyse le blem any amin'ny lafiny tsy mampandroso azy dia eo ny tranony.
Ohatra: ny kôf gasy sasany refa miresaka dia blem foana, lany andro miresaka blem. tsy mitady solution. Jereo rehefa mivory isika fa ilay olana noresahana tamin,ny iray volana lasa foana no avoaka eo dia eo, mandrapahatongan'ny kôf intello milay iray sahy mandroso.

5. Herimiafina
(
25/08/2005 18:52)
Fa le blem resahan-dry leirony aloha avy aiza e? Avy any amin'ny tany mandroso ihany e. Eo ny vengeance tamin'ny nandroahana an-dry leirony satria very fihinanana izy tamin'izay dia sosopahitra. Vidian'ialahy isany lafo io hoy izy dia nony nalana amin'izay ny sakana isankarazany dia avy ry zalahy haka ny anjaranay.
Solution: ampiakaro aloha ny niveau any amin'ny tanana vao ampidiro ireny be saosy avy aty ivelany ireny. Aza adino fa ny mpiavy amin,ny toerana iray manana instinct de survie be lavitra noho ny olona efa mipetraka eo (Loi naturelle) Ka raha tsy mahay miatrika concurence ialahy dia eo ny tranon'ialahy.

6. dakoma
(
25/08/2005 19:14)
Herimiafina:
Miombonkevitra 100% amin'ilay resaka intelligence teo. Resaka mandeha foana io hoe mahay ny gasy. Ny fihavian'io resaka io dia taty andafy taty rehefa mahatsikaritra isika mianankavy fa ambony niveau. Ny antony dia satria tsy voaray nianatra taty raha tsy ambony niveau koa e. Na dé zany aza be kôf tsy misy côcô mihintsy koa any amin'ny tanana any.
Fa tamin'ny voalohany teo dia politika global no resahana fa tsy politikan'ny dondrona sendra nahazo fanjakana.
Ny ahafantarana ny kôfboay tena intelligent dia tafavoaka foana n'inon'inona sakana misy eo. Fa miasa foana ny côcô ka mahita fika favy ahatafavoahana. Ny kôf dondrompahitra indray dia mivelona amin'ny olana manodidina azy, mimenomenona, mi-analyse le blem any amin'ny lafiny tsy mampandroso azy dia eo ny tranony.
Ohatra: ny kôf gasy sasany refa miresaka dia blem foana, lany andro miresaka blem. tsy mitady solution. Jereo rehefa mivory isika fa ilay olana noresahana tamin,ny iray volana lasa foana no avoaka eo dia eo, mandrapahatongan'ny kôf intello milay iray sahy mandroso.
Ao ary ry kôf maranitra mba omeo torohevitra eto ny namanaaa.60 us$ izao ny barikany solika,inona no torohevitra azonao omena ny jirama sy ireo orin`asa maro,mba tsy hikatonany ne fa ko mbola mba hafahany mahazo tombony aminy zavatra ataony.Ny vahoaka efa minaonaona noho izany aza mieritreritra ny hampiakatra ny vidin`ny produits.
7. dakoma
(
25/08/2005 19:22)
Herimiafina:
Miombonkevitra 100% amin'ilay resaka intelligence teo. Resaka mandeha foana io hoe mahay ny gasy. Ny fihavian'io resaka io dia taty andafy taty rehefa mahatsikaritra isika mianankavy fa ambony niveau. Ny antony dia satria tsy voaray nianatra taty raha tsy ambony niveau koa e. Na dé zany aza be kôf tsy misy côcô mihintsy koa any amin'ny tanana any.
Fa tamin'ny voalohany teo dia politika global no resahana fa tsy politikan'ny dondrona sendra nahazo fanjakana.
Ny ahafantarana ny kôfboay tena intelligent dia tafavoaka foana n'inon'inona sakana misy eo. Fa miasa foana ny côcô ka mahita fika favy ahatafavoahana. Ny kôf dondrompahitra indray dia mivelona amin'ny olana manodidina azy, mimenomenona, mi-analyse le blem any amin'ny lafiny tsy mampandroso azy dia eo ny tranony.
Ohatra: ny kôf gasy sasany refa miresaka dia blem foana, lany andro miresaka blem. tsy mitady solution. Jereo rehefa mivory isika fa ilay olana noresahana tamin,ny iray volana lasa foana no avoaka eo dia eo, mandrapahatongan'ny kôf intello milay iray sahy mandroso.
Voalohany indrindra aloha ny bandy intelligent dia tsy mampiasa vocabulaire kôf sy côcô izany @ teniny.Firinga-mihevitra be ny fahitako anao.Dadanao na ny zokinao no mety intello fa tsy ianao mihintsy.Ny tiako tenenenina @ ilay resaka hanaovako exemple farany izay tsotra ianao,mba ho takatrao.Ny penicilline vidian-tsika @ vazaha izy no manapaka ny prix.Ny vanille-tsika vidian'ny vazaha mbola izy no manapaka ny prix.Mety ho takatrao ve ny tiako hotenenina ry côcô?
8. Herimiafina
(
25/08/2005 19:27)
Milay be zany $60 izany anie ka tsy tokony ho blem fa tena solution aza e. Mihena ny accident, madio ny tontolo iainana, miha salama ny olona....
Pour Jirama, mila mividy turbine, manao curage ny renirano rehetra ampiasainy ary tsy mampiasa intsony ny groupe électrogène mihinandasantsy. Mila ampiana koa ny central hydroéléctrique fa rano be dia be ireo ve. Aiza izay gasy mahavita azy avoakan'ny polytech isantaona ireny e? Aiza daholo ireny.
tsy ilaina ny énergie nucléaire an, mety lafo loatra izany fa ireo aloha no azo aroso pour le court terme.
Teneno ry leirony fa afaka miasa maimaimpoana aho ary tsy miantoka izay zavatra very.
Pour ireo orin'asa maro, aleo aho hoany aloha dia ho hitako eo izay atao, satria "penser globalement, agir localement".

9. Herimiafina
(
25/08/2005 19:52)
dakoma:
[quote=Herimiafina]
Voalohany indrindra aloha ny bandy intelligent dia tsy mampiasa vocabulaire kôf sy côcô izany @ teniny.Firinga-mihevitra be ny fahitako anao.Dadanao na ny zokinao no mety intello fa tsy ianao mihintsy.Ny tiako tenenenina @ ilay resaka hanaovako exemple farany izay tsotra ianao,mba ho takatrao.Ny penicilline vidian-tsika @ vazaha izy no manapaka ny prix.Ny vanille-tsika vidian'ny vazaha mbola izy no manapaka ny prix.Mety ho takatrao ve ny tiako hotenenina ry côcô?
Somary miala tsiny raha misy teny tafahoatra na somary tsy maontina fa entin'ilay fo ka tsy dia mahay mandanjalanja koa ny saiko. Manarak'izany, ilay hoe côcô sy intello angamba tsy dia miteny ny tenako loatar aho fa mi-imiter personnage imaginaire ato antsaiko ato izay niriko hatrizay ho tanjona tratrarina.
11. Herimiafina
(
25/08/2005 20:11)
Tsia velively fa ny ahy aloha dia misy information be dia be tsy fantatro taty ary ny tena mahagaga ahy dia ny aty indray no mahafantatra bebe kokoa ny zava-misy any amin'ny tanana. Mbola hiresaka an'io vanille lazain'i Dakoma io aho fa mi-interressé be ahy koa ilay izy.
Ny olondrehetra amiko dia intello daholo, saingy ny mahadondrona azy fotsiny dia tsy hainy ny mampiasa io intelligence-ny io amin'ny zavatra tokony ho izy.

13. dakoma
(
25/08/2005 21:01)

Mba inona marina ranga no asanareo ao ampita ao.Betsaka aminareo mantsy no rehefa tonga aty milaza mahay itsy sy eroa,manana vola toy izao sy izao.Nefa rehefa mizah tany any izahay toa tsotsotra ,manaradrindrina daholo ny fahitanay azy.
14. dakoma
(
25/08/2005 21:05)
vancleef:
C\'est toujours la faute des autres jamais de la notre !!! Iza noho nandraoka telom-polo taona lasa izay ny frantsay tany Diégo, ny amerikanina tany an\'i Talata ny volon\'ondry, niala tao @ zone franc. Tamin\'izany fotaona izany hoe Madagasikara tsy mandoalika faha tao aorina dia mandadilady. Ary aiza noho manao sesin\'tany ? Any @ ilay La Frantsa mpanandevezo. Tsy mahazo miteny @ mpanao gazety akory raha tsy mahazo autorisation any @ Sarko!
Amin\'nizao fotaona izao dia betsaka ny gasy mihevitra faha ny gasy dia mahay nohon\'ny olona rehtra era izao tontolo izao dia namorina ny rehetra manomboka @ informatika atramin\"ny génie génétique sy ny tsy fantatro dia rehefa misy vahiny tonga any dia hoe tonga indray ny mpanandevo ! Izay te ho handevozina ihany no mety handevozina !
Betska ny mbola tiako lazaina faha lava laotra ka mandrereka ny namana ny mamaky azy
Ratsiraka no nanao ireny rafotsy aa.Efa fiainana vaovao,sy olana vaovao.
Nalahelo nga ny fo nao noroahina ny vazah?ndryy.
De ahoana fa ny vola ko tiy nataonay ariary?Azavao tsara ny hevitrao fa aza entina aminy fo le resaka.
15. rovitra
(
25/08/2005 21:13)
ekeko tokoa io hevitra io,vidian'ny vahiny iraibilanza i Madagasikara. Marina fa tsy ampy fitaovana isika,ka araraotin'ny olona. Jereo ange ny politikan'ny Japonais amin'ny zono andranomasina e! mody hoe manamboatra lalana ho an'ny gasy ny japonais. inona akory no eo. tetezana 3 metatra no ataony ciment dia jono an dranomasina eo ambany fahefany. Sady matériel électrique no ampisainy amin'izany. Noho izany, izay tondro tsy lasany, dia maty amin'ny effet de la pêche électrique. Ahoana no hiafarana atsy ho atsy. Mila fiheverana lalina izany. I Ratsiraka daholo no anton'izany. Aiza isika gasy amin'izany. Ny lehibe no voky, varo boba ny firenena.
16. Herimiafina
(
25/08/2005 21:37)
dakoma:
Mba inona marina ranga no asanareo ao ampita ao.Betsaka aminareo mantsy no rehefa tonga aty milaza mahay itsy sy eroa,manana vola toy izao sy izao.Nefa rehefa mizah tany any izahay toa tsotsotra ,manaradrindrina daholo ny fahitanay azy.
Za aloha tambanivohitra tany amin'ny tanana tany, fa nianatra dimy taona teny ankatso teny dia niasa telo taona nanao Agriculture sy développement rural erak'i Magdagascar, dia niverina nibaosy indray fa tsy ampy (sciences politiques).
Marina mihintsy io tenenin'ise io fa ny olona avy aty andafy indraindray dia milaza azy mahay ny zava-drehetra (mahita ireo akama gasy aty aho) Ary manao ny bandy rehetra any ho tsy mahay n'inon'inona nefa ny solution matetika tenenin-dry zalahy tsy miady amin'ny mety amin'ny olona any amintsika daholo satria Banque Mondiale daholo ny ao ambadika.
Izaho manokana dia tany Dago foana, mbola tsy nivoaka ary gasy ny diplaomako, vao haingana aho no tonga taty miaraka amin'ny expérience asa telo taona sy fianarana dimy taona tany Dago.
17. Herimiafina
(
25/08/2005 21:41)
Ny hitako koa dia be ny menatra amin'ny havana sy ny akama dia mandainga e! Fa raha izaho manokana aloha dia nahita hoe lasa mahantra kokoa noho ny tany Dago aho satria ny zavatra novidiako 1000fmg tany avo valo eny ny vidiny aty nefa samy mora simba. Ny vary tena lafobe ary sakafo de luxe, ny vola lany indray andro aty mitovy amin'ny lany iray volana any amin'ny tanana hany ka raha tsy misy fidirambola dia manaradrindrina tokoa. Aleo mody fa any misy bien être.
18. fijo
(
25/08/2005 22:17)
le hoe ny bandy aty manambany ny any aloha misy tokoa io,fa amiko ny bandy tsy dia nianatra firy ihany koa no misaina toa io.satria amiko,tsy ny olona nipetraka 10 taona taty no ahalala ny olana sy ahita ny vahaolana any,fa izay miaina azy ao ihany.ary aza diso koa fa ny bandy any izao dia maro no manana fahalalana tena maharaka ny aty.
19. Herimiafina
(
25/08/2005 23:02)
Marina izany fa ity koa mety mbola misy marina iray. Misy bandy akama izay aty miara-mibaosy ato zay mitsamy. Ileiry tena te-hanindry be an'izany prof namely an'ileiry tany Dago tany izany hono fa ianaran'ileiry ny domaine an'io prof io.
Faly ery ileiry fa tena favy hono aty raha fahaizana raha oharina amin'ny any Dago.
Dé izao no nokaoziko an'ileiry: voalohany dia io prof resahany io dia taty koa no nianatra. Faharoa: ny elanelantaona eo amin'izy mitsamy efa ho 30 taona. Ilay prof izany efa manana 30 ans d'avances, ileiry vao hianatra ilay zavatra. Tsy afaka hanindry azy mihintsy ileiry satria ny expérience no tena mikaonty fa tsy ny fianarana natao e.
Atao inona aza moa ny zavatra nianaranao raha tsy hita akory izay azo hampiarana azy amin'ny fiainana andavan'andro.