Inona marina no fiveloman'ny Ratsiraka ireny any an-dafy?

21. dakoma ( 25/08/2005 21:12)
Herimiafina:

Ny mahay anie tsy ampianarina e. hafa ny mahay ny mahafantatra, ny ambony niveau ary ny intelligent fa aza afangaro.
Izaho tsy misy amin'ny iray amin'ireo satria aho niady mafy foana vao mba nahazo izay mba anjara kely tadiaviko. Lasan'izao zanaka mahitahita lalana ambanin'ny tany etsy sy aro aizao daholo ny débouché.Fa mba tsara vintana ka afka mampitovy tena kely fotsiny temporairement amin'ny bandy mahay toa anareo.


Ezaho hoamarinina ary ny tsipelin-teny.
22. Herimiafina ( 25/08/2005 21:24)
Marin'izany.
23. fijo ( 25/08/2005 22:32)
ary ry dakoma izany anie manampahaizana be mihintsy e.
24. dakoma ( 26/08/2005 12:21)
fijo:

ary ry dakoma izany anie manampahaizana be mihintsy e.


Mba tsikaritrao koa angaha izany?
25. hps ( 26/08/2005 19:29)
Dakoma ary aloha sao dia sous-marins le? zatra milomano @ ranomasina dia tsy mba mahita ny ety an-tanety:miam:
26. SNAR ( 28/08/2005 19:00)
Na matory 24h/24h aza i ratsiraka dia voky fona fa tsy lany ny volany na hatrany @ 100e génération aza, isika no adala nanaiky nampihinanany maloto nandrita ny 26 taona.Tsy maninona anefa izany fa ny Malagasy tsy matinao izany fa mijoro foana, menatra fotsiny izay manao ratsy eo. tsy mampiadana azy akory anefa ny volany fa tokony ho jereny ny FAHANJAMBANY iny, izay ilay atao hoe kapok'Andriamanitra. raha tena lehilahy izy maninona moa nandositra ho andevoziny vazaha any, hadinony angaha ny nahazo an'i Bokassa, rehefa lany ny volany ho voaroaka avy any izy mianakavy, VAZAHA VE? fetsy ireo ary tsy mitsahatra ny manapotika antsika foana atramin'izao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2068