Kristiana hatrany ankibondreniny
21. zefalah
(
24/08/2005 17:44)
misy finaona anakiray zay hitambara-sika.
ary zay zaza rehetra teraka dia @ io finoana io.
fa ny papa sy mamany no manova azy ho kristianina na manova azy hojiosy na musulman

24. zakony
(
22/09/2005 09:41)
misy hifandraisany tsara mihitsy ny ray amandreny sy ny zananany lasa kristiana
Ianao io raha atao hoe i Mahomet no dadanao tsy ho fantatrao akroy izany hoe kristiana izany