ho anareo rehetra ao strasbourg sy ny manodidina

1. xxx ( 19/08/2005 10:51)
Miarahaba anareo rehetra tompoko
Handalo any aminareo ny tenanay ny week end izao ary miangavy anareo rehetra izay tia handefa entana mba hiantso anay ( 0625514511, rrichara@yahoo.fr )mba hahafahana manomana ny plana.
répondu par xxx le 22/09/2005 17:25
2. rakotoson ( 21/08/2005 02:18)
hoanareo ao strasbourg indrindra hoanareo ao marseille na izay toerana amorondranomasina,
izaho dia mitady bateau de peche madinika mety mahazaka eo amin'ny 1à 4tonnes ; ka raha misy mahita occasion dia mba manorata amiko haingana azafady , na misy olona izay vonona hiara - hiasa amiko dia eo sehatra aquaculture à petite échelle , sy resaka peche amina bateau kely tadiaviko ireo dia manorata fa vonona aho tompoko
izaho moa dia rakotoson no solon'anarako ato amin'ny serasera ,ary biologiste océanographe nivoaka tamin'ny institut halieutique et des sciences marine université de toliara
miasa amin'ny ferme AQUACULTURE DES CREVETTES LGA DIEGO AHO ? ARY RESPONSABLE DE FERME
3. xxx ( 22/09/2005 17:25)
tsy fanaovana pub anie ry reto ato eh
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2519