Mitady sipa tsara constipasion,mba ataoho vady.

1. babalahy ( 18/08/2005 15:52)
Ampio aaaahhhh!
2. fasaly ( 18/08/2005 16:01)
ka ny anao aza izany constipation no tadiavinao kou!
de atao inona zany?????izy aza mbola ho sahirana hanena ny mafy tsy mety hivoaka kou!
hafa indray izay fitiavana izay an!
3. xxx ( 18/08/2005 16:15)
i babalahy nga sepsialistana dekonstipation ?????
4. Veloo ( 18/08/2005 18:19)
zany ko dia size tsy mande mihtsy kle:twisted:
5. fijo ( 18/08/2005 19:46)
veloo an ,mandeha izany ka,mazava be izany fa ny azy sipa bandy no ilainy,satria le ao ahoriana no tiany alana tsentsina.
6. loloniary ( 19/08/2005 04:24)
Tandremo ry zalahy sao rovitra ka hiporitsaka eo daholo!!!!
@ zay lasa chirurgien ndray i babalahy ka faly sahirana.
7. nambix ( 19/08/2005 05:12)
:°)o ry babalahy a fa ahoana no sipa constipasion no tadiavin'ise fa tsy le antitra pansionaire reny
hi hi hi hi hi hi hi hi:^):^):^):°):?::?::?:
8. ari.malala ( 19/08/2005 06:21)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D d mazotoa mankany @ dokotera zany mividy laxatif ko! :-D:-D:-D=))=))=))=)) fa anga koa ny ,konstipasion misy we tsara sy ratsy? =))=))=))=))
9. majakely ( 19/08/2005 06:55)
Tena tsy ho avotra mihitsy reto! :lol:
10. fafa ( 19/08/2005 07:24)
:D mampifalifaly dôly zany!
11. fasaly ( 19/08/2005 07:53)
ari:
ka lay constipation ratsy angamba rehefa manderà ireny rehefa rovitra fa lay tsara lay misosa fotsiny tsy maratra
12. vatsimpanahy ( 19/08/2005 08:54)
Tsara constitution re olona ngamba no tiany tenenina ah!
13. fafa ( 19/08/2005 09:11)
Inn no marina no tian'i babalahy tadiavina aloha
14. ari.malala ( 19/08/2005 09:11)
asa mintsy aky ry fasaly fa tena tapaka alo zany ny tsinaiko â!

vatsimpanahy, ka izy akory aza atsy niverina nanitsy ko! :-
15. Johansen ( 19/08/2005 09:38)
xxx:

i babalahy nga sepsialistana dekonstipation ?????



16. sasa ( 19/08/2005 10:18)
=))=))=))=)) babalahy wadray le:-w
17. cocorie ( 19/08/2005 11:56)
Iza koa ny sipa hitolo-tena ho asin'babalahy ami'zany eo!Beurk a. Ndana makany zaridainan'Antaninarenia le @ côté gauche fa be miandry elà eny sady manana constitution no miconstipé dain hanao lavement zany sa in?????8-)
18. Chuan ( 19/08/2005 14:47)
Tandremo tsara sao mandatsaka savony nareo ry zalah raha sendra miara-mandro am`leiry fa gravologie d`Einstein !
19. ari.malala ( 22/08/2005 09:40)
:-D:-D
20. cocorie ( 22/08/2005 13:07)
8O mafy izy zany fa tsy mety milatsaka efa misokatra mitsy ny masondra-babalah
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2722