jereo eto!

21. fasaly ( 19/08/2005 08:01)
:roll::roll:koa raha asaina misafidy kosa ve de????
22. avana ( 19/08/2005 08:41)
fasaly > ny tsara tarehy anie ratsy toetra e (na lahy na vavy) am ankapobeny io!
De ra isafidy ary, ny tsara ozy enao mazava ho azy! d refa antitra am zay iny! nga ho tsara tsony? :-D
23. kally ( 19/08/2005 08:49)
avana>jereo amin'ireo vehivavy tsara tarehy eto @ namana ireto fotsiny, hatramin'izao aloha mbola hita daholo hoe ankizy tsotra nefa tsara tarehy ireo .Sa ahoana akia ry Fasaly?Sady samy manana ny tsara tarehiny io koa!
24. fasaly ( 19/08/2005 09:09)
avana :
diso fitsara injy e! ny olona rehefa antitra anie miova daholo e! tsy misy mijanona ho top mihintsy akory e!
kally f'ita wa! tsy misy olona nataon'andrilanaitra ratsy tarehy izany e! samy manana ny hatsaran io!
fa matoa izy izay ratsy dia ny fanahiny sy ny fony zay no ratsy. de izay no maharatsy azy sa ahoana,
:wink:
25. majakely ( 19/08/2005 11:45)
xxx,fa ahoana zany bandy bingobingo de inona kay ilay bokobokona eo anelakelany:-D??
26. deghany ( 19/08/2005 13:24)
fasaly:

raha izaho no misafidy de lava ranjanana
matsilo, mailaka,
bricoleur, tia manao raharaha,
be fitiavana, mahalala fomba, mahay miaina, matotra
tia vazivazy, tia manala azy ndraindray izany hoe: sortie, mahakarakara vatana.
zay sao lava loatra ka manjary idealy be loatra.

robot v zany?:@

27. deghany ( 19/08/2005 13:24)
fasaly:

raha izaho no misafidy de lava ranjanana
matsilo, mailaka,
bricoleur, tia manao raharaha,
be fitiavana, mahalala fomba, mahay miaina, matotra
tia vazivazy, tia manala azy ndraindray izany hoe: sortie, mahakarakara vatana.
zay sao lava loatra ka manjary idealy be loatra.

robot v zany?:@

28. fasaly ( 19/08/2005 15:48)
deghany! p r e s k e !.....
29. diamondra27 ( 20/08/2005 07:21)
de ho an'iza zany le toxi, dealer, etc... reny koa ange manome fananana e! ho an'izay tia fananana io an!

Fa mahagaga ahy ho'ah ireny olona tsy manankatao ireny no tena mahapezy e! Iza no mahafantatra ny secret-ny?
30. dakoma ( 20/08/2005 13:20)
fasaly:

raha izaho no misafidy de lava ranjanana
matsilo, mailaka,
bricoleur, tia manao raharaha,
be fitiavana, mahalala fomba, mahay miaina, matotra
tia vazivazy, tia manala azy ndraindray izany hoe: sortie, mahakarakara vatana.
zay sao lava loatra ka manjary idealy be loatra.


Ary ohoana le fahaizana manao?ilanao ve io
31. fasaly ( 20/08/2005 14:07)
kakoma:
azavao fa tsy azoko:
fhaizana manao inona zany, zà ngah nanoratra an'zany hoe fahaizana manao zany???!!!!:roll::roll::roll:
fa raha izay lay kestion i dakoma apetraka amiko de ilaina zany ka!
32. hps ( 20/08/2005 19:38)
Ny ahy indray aloha arak'ilay voalazany hiran'ny Magneva "Double pont arrièren'azy"kôpy angamba nareo eh!mazava be zany fa stéreo no avoakany :b=D
33. cocorie ( 22/08/2005 12:34)
hps>tena mitapitapy tsssssssss. f'anga le "double pont arrière" misaina?, sa iny no mitondra ny lohany
"mazava be zany fa stéreo no avoakany" rehefa mangetotra ve?
34. akamatiana ( 22/08/2005 13:14)
:-D:-D:-D=))=))=))
35. Veloo ( 22/08/2005 18:21)
Ny ahy bandy tsara fanahy manaja ahy ary mampiseo fitiavana ahy, ary miaraka mihotra ny fiainana sa sarotra na mora.:wink:
36. fijo ( 22/08/2005 21:46)
misy ny mitady mahay manao ato izany ko.
37. avana ( 26/08/2005 12:14)
fasaly:

avana :
ny olona rehefa antitra anie miova daholo e! tsy misy mijanona ho top mihintsy akory e!

Ka izaho anie refa 35 ans de tonga de maty e! zany hoe ts ho hitanao antitra zany!:-P

38. Veloo ( 26/08/2005 15:08)
avana mbola manana fotoana ianao hihova e :-D:-D:-D
39. rijatsif ( 28/08/2005 00:37)
Ny ahy indray ny sipa tiako dia ilay sipa mipetrapetraka ireny fa tsy ilay manidina be ireny. Ny ahy mantsy mirevy miadana ihany. Ny vatana indray dia tsotra ê!
40. fijo ( 01/09/2005 21:04)
avana ,ny ahy le sipa 35 ans eo no tena tiako ko.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.237