Kristianina

21. moi ( 26/08/2005 05:56)
Tsy ny tany miady sy ny mahantra no probleman'Atra fa ny famonjena ny fanahin'ny olona aloha ;
Isika no manana fijery hoe tokony ho karakarain'Atra aloha ny tany, ny fahantrana, ny olana maro samihafa...
Hitan'Atra tokoa fa nanota ny olona satria dia io no maha "alerijika" Azy indrindra ; Atra dia Masina ka ny fahotana no fadiny !! Io no efitra mampisaraka ny olona amin'Atra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1144