OMEO HEVITRA RE

21. Veloo ( 11/08/2005 17:15)
ie wa retsy :-D:-D
22. fijo ( 11/08/2005 20:05)
ka lasa nanitakevitra any ko
23. tolotra ( 13/08/2005 16:07)
hevitra hadala kou zany
24. fijo ( 15/08/2005 21:04)
ka adala ny hevitra ko
25. loloniary ( 16/08/2005 04:35)
hevi-petsy hamitana an'iza?
de rehefa tafaverina raflore de ahoana ndray ny heviny?
Sa lasa naka flera i flora hitorahany zay manan-kevitra?
26. xxx ( 16/08/2005 07:18)
olona tsisy atao dôlo koa nareo zany:twisted::twisted::twisted:
27. loloniary ( 16/08/2005 10:35)
xxx> enao ko zany anisan'le izy koh!!!
28. cocorie ( 16/08/2005 15:24)
hita eny koa. miseho be hevitra eo ko xxx nefa mba namaly
29. fijo ( 16/08/2005 20:34)
be hevitra toa an'i x izany,
30. loloniary ( 17/08/2005 04:14)
xxx> aleo tohiziko ny hevitr'i fijo eh : hevitra mitanjaka zany ny azy eh
31. jayah ( 17/08/2005 12:10)
tsy manan-kevitra omena anao aho ry flora
32. fijo ( 17/08/2005 19:56)
de ndana ary mijery flora
33. cocorie ( 18/08/2005 08:02)
Woa woa aiza flora a!
34. fijo ( 18/08/2005 19:46)
cocorieee,ity aho oa
35. fafa ( 19/08/2005 07:26)
Tsy hita i Flore le! sao nisy naka ankeriny?
36. ari.malala ( 19/08/2005 09:14)
zay v ny hevitr'i fafa? :)
37. Johansen ( 19/08/2005 09:40)
mba farito tsara aloha hoe sipa manao akory fa mahita koa mankoa aho sipa mitady bandy
38. majakely ( 19/08/2005 10:36)
tsy hoe cocoriiiico'' ve no izy ry fijo ?
39. fafa ( 19/08/2005 11:28)
ari.malala> ka tsy niteny tsotry nge izy e! de tsy fantatra le zvt hilany hevitra ko! betsaka zao ny zaza very sy ny mpanao kidnap
40. cocorie ( 19/08/2005 12:12)
Mpandefa : Johansen [ Valio ] 19-08-2005 11:40:48
Lohateny : Re : OMEO HEVITRA RE
mba farito tsara aloha hoe sipa manao akory fa mahita koa mankoa aho sipa mitady bandy

Fa izany anga le hevitr'i FLore sa zay no nafarany andra Johansen.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2835