rebika

1. xxx ( 07/08/2005 11:17)
MPANKAFY rebika ny tenako.eo amini feo no tena itiavako azy indrindra moa fa taloha. tato ho ato anefa de hitako fa nisy fahabangana io tarika io . ny antony dia tsotra .tsy ao intsony ilay tsara feo indrindra . ra_NIX.raha tiany hiverina amini laoniny io tarika io de avereno izy. ary tianay ho fantara hoe nanao sambo nilentika angaha izy sa aiza ihany ilay nolazaina hoe hiverina. manantena valiny mahafapo
novalian'i fijo ny 18/08/2005 20:08
2. zama91 ( 07/08/2005 12:09)
Izaho koa mba tena mpankafihy Rebika toa anao saingy indrisy,saingy rehefa mba lasalasa kely dia tsy maintsy mipoka kelatra eh
3. fasaly ( 07/08/2005 14:37)
mboa maniry ny ifeveran'ny tarika rebika amin'ny laoniny koa ny tenanay e! domazy e!
4. xxx ( 07/08/2005 16:55)
i ranix toa hoe aty an-dafy ko!!
5. chipie1 ( 08/08/2005 07:12)
mahereza ry mpakafy isany :-D:-D
6. sasa ( 08/08/2005 10:00)
:-D:-D:-D:-D:-D tsy hiverina am laoniny izany intsony io klé
7. bbn ( 08/08/2005 17:04)
tena henoko koa hoe aty andafy hono ra-Nix ary izay no tsy naha tao azy tamin'ny spectacle ny tsingarintaonany
8. Fify ( 08/08/2005 17:35)
ZAO anamba no marina za aloha dia tsy mahafantatra ny momba ny rebika loatra . fa vao niala tao mihintsy i lola dia efa tsy nadeha @ zay loniy ny tarika:D
9. fijo ( 08/08/2005 20:31)
le tarika aza moa tsy haiko kaory ko
10. ari.malala ( 09/08/2005 06:12)
anjekaky ô! tsy mahalala rebika v ndry?!! le mihira anle tsy misy nenina lesy â!
11. fijo ( 09/08/2005 20:57)
tsy harako izany ko
12. fafa ( 12/08/2005 11:29)
tena tara be nge ry Fijo zany e! fa enao ve aloha teto foana e?

Ra-nix aloha de any an-dafy tokotrany, miaraka @ vady aman-janany ka asa na hisy fotoana hiarahany @ Rebika ndray na tsia
13. fijo ( 17/08/2005 20:06)
fafa,za aty ivelany ka tena tsy harako izany rebika izany.
14. fafa ( 18/08/2005 05:47)
Zany ve? ngah reny tsy malaza aty kah! :°)

Fa ra-nix ngah tsy mandray anjara @reny artista gasy be mandalo aty ireny! voalazan'ny gazety mantsy fa tsy hijann hihira hono izy na aty ivelany aza ko!
15. fijo ( 18/08/2005 20:08)
fafa de asa fa tsy mba haiko izany ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3193