tantara : hadino ve sa tsy misy miraharaha intsony ?
22. fasaly
(
10/08/2005 19:13)
inona moa le 10 aout e!
sao de lay nisy rà nikoriana tatsy sy teroa iny zany fa zahay koa tratra teny andoharanofotsy akaiky ny iavoloha mihintsy, nadeha nitonantonana namonjy boum de tratra tany vao maraina feno naratra ny hopitaly

23. fijo
(
10/08/2005 20:07)
hay nen'i fasaly hafa kosa ko.naika boum tany ndry izany.
mba tantarao tokoa hoe ry chipie
mba tantarao tokoa hoe ry chipie
24. Veloo
(
10/08/2005 21:01)
eeeeeeee tsisy aiko ireo date ireo eeee. ny anif-ko ary adiniko :-D:-D:-D:-D
26. chipie1
(
11/08/2005 07:10)
taminizany le grevy be fanonganana any i \"radidi\" , nanao filaharana ny mpanohitra azy ka ande ilahatra ande tongotra ho any iavoloha miala teo aminy kianja ny 13 mai .
Olona marobe no tonga nisy antitra nisy tanora nisy aza zaza , mihira ny olona eny andalana ary nisy nitondra baiboly ...
Nanomboka ny fitifirana natao -ndry i radidi nohony efa akaiky ny iavoloha ny vahoaka ,ny tanimbary nasiany mines ka zay nandositra teny de gli aby ,rà nandriaka erany arabe ,tsy nisy fitserana mahintsy ...
zay aloha fa aminy manaraka ndray :wink:

27. fasaly
(
11/08/2005 13:23)
f'ita wa fa tany mintsy! izahay nitsoaka be tanaty tanikatsaka tamzany ny andtro maizimpito sns...
28. Veloo
(
11/08/2005 15:20)
chipie a kay le tena mampangoraka mihitsy zany .. zany dia mbola misy manaiky izay nataony ihany loza retsy zany kle....:twisted::twisted:
29. fijo
(
11/08/2005 20:33)
ka ny antsika le mamono no tena revintsika ko.
fasaly,dia naninona tany anaty katsaka nareo?
fasaly,dia naninona tany anaty katsaka nareo?
30. fasaly
(
12/08/2005 09:02)
fijo:
nitsoaka tany anaty tanikatsaka izahay nitsoaka ny tifi-basy e! mba tsy ho hita fa izay manadalo rafalé-na daholo knou!
nitsoaka tany anaty tanikatsaka izahay nitsoaka ny tifi-basy e! mba tsy ho hita fa izay manadalo rafalé-na daholo knou!