ny fototry ny merina, ny sata sns

1. bichette ( 02/08/2005 14:12)
mba avy aiza marina e ! ireo fomba toy ny didipoitra, ny malabary, ny famadihana sns
novalian'i fijo ny 04/09/2005 21:34
2. fijo ( 03/08/2005 04:39)
bibi,manorata manokana any amin'ni merinaforever,fa ahita ny valiny ianao.
hi hi hi ,ihinana kisoa ihany ikala manja raha izao no mitoy ka.
3. naritsimba ( 03/08/2005 06:18)
bichette> Fomba avy any @ tatsinana ny ankamaroan'ny fomba eto madagasikara aky a
4. LazaRandri ( 03/08/2005 06:26)
fijo:

hi hi hi ,ihinana kisoa ihany ikala manja raha izao no mitoy ka.

Sao kosa indray ary izy dia mitady tsy hihinana omby? :)

5. bichette ( 03/08/2005 06:31)
fijo wa mba mangina e :-D:-D:-D mba fanontaniana ny ahy. Mba hazavao ry namana isany en detail wé azafady
6. naritsimba ( 03/08/2005 10:41)
bichette > efa hoe avy @ fomba tatsinana aky a!
7. saho ( 03/08/2005 12:30)
Ny didipoatra dia avy @ taranaky i Abrahama, avy any Israely taloha

Ny famadihana dia avy any Indonesie, Malaysia sns...

Ny Malabary dia fitafy akanjo fanaovana indrindra fa ny lhl avy ao Antananarivo...

Ny salaka fanaovan'ny Antandroy

Ny sikina fanaovan'ny sakalava

Aiza ianareo izany no tsy mahalala ny fomba niditra tao @ Maha-malagasy kanefa milaza fa Gasy petaka...
8. fasaly ( 03/08/2005 17:02)
ka gasy petaka moderna tsy mahalala izany e!
9. kally ( 03/08/2005 17:13)
Ary ny kapa skobidoa sy ny saron-doha ahoana?:lol: bedin'i saho eto aho fa...
10. bichette ( 04/08/2005 06:34)
ny salaka ve nolovaina tamin'ireo afrikanina?
ny malabary avy aiza no nolovaina ?
ny sikina avy aiza ? comorien ?
izay no tiako ho fantatra anie e
11. zefalah ( 05/08/2005 16:41)
bichette>> taminy portugue niditra tao madagascar voaloany no nanao malabary..ary le salaka dia reo gasy zay itan'ireo portugue tao madagascar,zany hoe ny salaka no tena fitafy malagasy.
resaka comorien! ny comorien dia naka fitafy t@ arabo
satria amenit no tonga tao ary nandraka tao,refa avy niala tao madagascar.
zany hoe: malabary: portugue
ny salaka ,efa nisy tao.
ny didi-poatra dia azo-zika t@ arabo iany.
famadiana dia efa nisy tao.
satria ny gasy dia nievitra fa mbola ho velona refa any aorina any,ka raha sendra tonga lay fotoana hivelomany nefa ny lambany rofitra dia mahamenatra azy zany.
ny gasy dia manana ny fomabny manokana fa tsy ai-sika satria maro reo mpanjanaka nifanerasera tao.etsy andanini koa reo mpanjaka zay nitondra tsy @ fahamarinana..ny sasany.
12. bichette ( 08/08/2005 08:16)
zefalah ka ilay nahazony gasy ny famadiana sy salaka no tena tiako ho fantatra
13. zefalah ( 08/08/2005 18:30)
ay va re e..
famadiana efa tao...ny salaka efa tao.
sika anie ka misy malagasy tena malagasy e..fa visy t@zany fotoana zany..any ka nandrakany mpandranaka..de zay no aitanao gasy otrany sinao sy karana sy arabo ary comorien sy asiatique sns..
fa le gasy tena gasy tsy ay...nisy fa tsy aiko..
mety misy namana afa ko ngamba mahay.
fa le salaka efa fomba-sika io..le famadiana ndray efa fombasika iany koa
14. steeeel ( 29/08/2005 03:03)
metisy aby tsika
15. Veloo ( 30/08/2005 15:03)
steeel tsika jiaby jiaby =))=))=))
16. bichette ( 31/08/2005 14:00)
hum hum !!!!
17. fijo ( 31/08/2005 22:53)
biby an,ny famadihana dia fomba tatsinana no nentin'ireo malais sy indoneziana teto amintsika.
ny malabary koa dia efa fitafy avy any,ka nentiny teto.tamin'izany dia ny lamba landy no natao malabary.
ny didimpoitra dia fomba jiosy sy arabo io,fa ny arabo no nitondra azy tao mada.
tsiaritra kely:(tamin'ny andron'i ranavalona ny gasy indrindra ny merina,dia tsy nahazo nihinana,tongolo,"oignon sy tongolo lay na gasy,ary tsy nahazo nihinana kisoa koa.ny antony,dia ny finoana gasy "sampy (kely malaza sy ny namany)no nadrara izany.ary amin'ny faritra maro ao imerina sy sakalava iny izao dia mbola maro no mitana io fomba io.
hi hi hi efa tany le resaka kisoa no nitranga ry bibi an.
18. booboo ( 01/09/2005 12:51)
hihihihihi
19. fijo ( 04/09/2005 21:27)
fanamarihana kely,momba ny didimpoitra.tamin'ny andron dradama II,dia nisy lalana toa izao:"raha zaza tsy maray no foraina,ilay rain jaza dia sokajiana ho nandatsa dra azy,ka saziana vary folo venty(vola io)
raha maty ilay zaza,ka hita fa tohin'io famorana azy io no nahafaty azy,dia asiana marina an kandrina ilay rainjaza(mpamora io)ary voasazy anterivozina.ary karohina koa na ny iray na ny ray amandreniny roa ,no nampamora azy,ka izay nampanao izany dia marihana an kandrina koa,ary voasazy,anterivozona."
hita fa nihezaka nanao izay ahafoana io fomba io ny mpanjaka,saingy dia mbola misy moa izy hatr'izao.
20. fijo ( 04/09/2005 21:34)
adinoko,fa izy,dia noforaina tamin'ny faha 15n'ny taonany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0398