RIRININA NY ANDRO

1. jajaf401 ( 02/08/2005 04:25)
Ririnina ny andro :ka na namono télé aza hadino; Rehefa nieritrerita ny mbola hijery télé avy eo am-pandriana zaho dia nony nafana dia hadinoko daholo izay rehatra tokony mbola hatao alohan'ny hatory, anatin'izany ny télé. Asa na ahoana indray no mba hisorohana an'izany amizao ririnina zao?
novalian'i fijo ny 08/08/2005 21:50
2. fijo ( 02/08/2005 04:54)
tsotra,avy dia ataovy alohan'ny hatory daholo izay tokony hoatao,dia matoria tsara avy eo.
3. ainaheri ( 02/08/2005 06:43)
misy option azonao idirana afaka mamono ho azy ny télé tompoko,zay safidinao na afaka adiny 1 na antsasakadiny na fefany,@zay ianao tsy hanana eritreritra fa matory tsara na dia mbola mande aza lay izy..;
4. bichette ( 02/08/2005 14:19)
marina io lazaini ainaheri io , ka na tafatory aza rehefa programmer hoe @ 00h maty ny telé dia maty ho azy iny
misy koa ny telé commande dé refa sendra tafafoha kely iny dia blif, telecommande dia off ny telé
5. Veloo ( 02/08/2005 15:52)
:-D:-D:-D:-D
6. bichette ( 02/08/2005 15:58)
inn zao no mapimé an veloo eo:lol:
7. Veloo ( 02/08/2005 20:04)
bichette a ka ilay oe mbola ampianarina ny fisian'ny tele commande retsy a :-D:-D na mety tsy misy kosa angamba ny azy o? :cry:
8. fijo ( 03/08/2005 20:24)
aza adino fa tsy maty ny TV eo ry bibi sy ainaheri fa "sous tension",ary tena manimba TV be io.
9. ari.malala ( 04/08/2005 06:28)
le tele en stand by v manimba tele?
10. fijo ( 04/08/2005 21:35)
ie,manimba TV io.olona mahay momba an'ireny no efa nanazava le izy fa tsy tsaroako.
11. ari.malala ( 05/08/2005 11:55)
oupsssss! za nefa mpanao an'io, tsy vonoina mipika ny power fa @ telecommande fts! soa fa fantatra! misaotra nampahalala ê! :)
12. Veloo ( 05/08/2005 17:01)
ari.malala mandana aingana :-D:-D:-D:-D
13. fijo ( 08/08/2005 21:50)
ka tadidio ,fa toa ny TV hoe alefa tsy mijanona mihintsy anie izany .sady mampitombo ny fandotoana ny tontolo iainana koa izany;araka ny filazan'ndry zareo azy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.9894