Ho anao izay maniry ho namako

21. fijo ( 04/08/2005 21:05)
inona kay le FET????
hita wa ry manohisoa
22. mandrindra ( 05/08/2005 09:50)
inn no hita ry fijo, le 0 sa le boribory ?
23. ari.malala ( 05/08/2005 12:02)
fikambanana masina ao @ fiangonana Katôlika izany FET ry fijo â! :)
24. mandrindra ( 05/08/2005 14:53)
za ndray no fanina le, inn no fanalavana ilay FET ry ari.malala ?
25. Veloo ( 05/08/2005 16:36)
ary to manomboka manana abbreviation ko ny gasy kle za aloha de very e...:-D:-D:-D
26. sasa ( 08/08/2005 10:06)
une chose est virja si c'est pas encore penetré par l'homme hi hi hi hi normal be raha virja fijo satria mbola tsy nisy homme ni-penetre tao =))=))=))=))=)) 6973 klé
in tokoa le FET Klé
27. Veloo ( 08/08/2005 17:38)
o ry sasa ty vava lesy a tssssssss:twisted:
28. fijo ( 08/08/2005 20:25)
melsi rasasa an.ary izay no tena marina amiko e.
mandrindra le 0 no hita ka
ari malala an,aiza moa no ahaizako izany fikambanan masina izany kle.za tsy miditra fiangonana raha tsy misy le sotroina ao.
29. ari.malala ( 09/08/2005 05:54)
andray kosa ry sasa ty vavanao!!! enao an! :-D d enao koa v re katolika tsy hahalala FAET fa aza mampiesona zaza gasy ê!
30. Tenio ( 09/08/2005 07:28)
fijo> ao kay elà, mangatsiaka less ato amin'ny tanana ato fa tsy ampy dozy.
31. aurora ( 09/08/2005 20:09)
eny e! mahafinaritra ny mifandray ka zaako mba te ho namanao ndao hifanoratra raha tianao ,
32. fijo ( 09/08/2005 20:52)
tenio an,ato ihany letsy e.asio mafanafana ao letsy ,fa aza avela hangatsiaka an
33. Veloo ( 10/08/2005 18:18)
Pietro aaaa ka ahona efa nahazo ve ianao... ny oul ato mantsy manao hors size fona...:wink:
34. fijo ( 10/08/2005 19:49)
efa nahazo matoa tsy miteny intsony.
35. Veloo ( 10/08/2005 20:54)
fijo a njy nga mpaminany :-D:-D:-D:-D mety variana any @ zavatra hafa izy :{:{:{
36. fijo ( 10/08/2005 21:52)
ka le azony no mahavariana azy
37. Tenio ( 11/08/2005 07:19)
sao dia efa nahazo kosa i pietro dia mankafy mangingina ao :):)
38. Veloo ( 11/08/2005 15:09)
tenio :-D:-D:-D
39. fijo ( 11/08/2005 20:11)
izay mihintsy ratenio an.manao salobokomana ranamana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5668