Attentat

1. ainaheri ( 30/07/2005 10:53)
Na dia tsy mbola tontosa hatr@ farany aza ny fisamborana ireo mpanao ratsy dia hita fa miara miasa ny video surveillance sy ny mpitandro ka
nahitambokany izany 2 herinandro taorin'ny drame,
hany ka may ny endimboanjon'ny rafrantsay mpaka
tahaka fa ho fenoina video surv @ zay hono izao ny
toerana izay tsy misy rehetra ary manomboka enjana
ny fanarahamaso!!Nga mo tsy izany foana????
novalian'i fijo ny 08/08/2005 21:51
2. LazaRandri ( 01/08/2005 08:06)
Fahadalana sy vola ariam-potsiny ny an'ny Eraopeanina (tsy Frantsay irery) amin'io fanaraha-maso io.
1) Vola avy any aminy ihany no ataony fanomezana sy fanampiana ary lasan'ireo mpamono olona.
2) Izy ihany no miaro ireo olon-dratsy ireo, ka araha-maso atao inona indray? (ohatra: efa fantatra izao fa "terrorista" dia mbola lazaina fa "militants", ny sasany aza moa dia antsoiny hoe "hero"
3) Tsy ny silamo rehetra akory no mpamono olona. Voaporofo sy tsy azo lavina koa anefa fa ireo terrorista rehetra (na ny ankamaroany) dia Silamo. Saingy aroarovana sy afem-penin'ny gazetim-panjakana lehibe Eraopeanina izany fahamarinana izany.
3. Veloo ( 01/08/2005 18:15)
Marina ny anao LazaRandri jereo ary ireny rain'dry bush manana namana saudia arabia any ry zalahy no mamarotra ny fitaovam-piadiana sy ny sisa.. de mody oe misy ny terrorista... nga tsy loza e
4. fijo ( 01/08/2005 21:49)
izay mihintsy;ry zareo tandrefana ihany no mampiroborono io fampihorohoroana io,ka dia mizaka izao e
5. Veloo ( 02/08/2005 15:53)
angaha tsy loza e:roll::{:{
6. fijo ( 03/08/2005 20:25)
loza tokoa wa.
7. pitchou ( 06/08/2005 09:54)
ka mbô manao bandy sy rôla rizareo ary ka! d indraindray mba ampifamadihana ny rôla
8. fijo ( 08/08/2005 21:51)
de we ben sefo deba ve?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1606