Vit B9

1. isrine ( 26/07/2005 13:38)
Inona no sakafo misy vit B9 e?
novalian'i fijo ny 27/07/2005 20:24
2. fasaly ( 26/07/2005 14:19)
cuisse de 9
3. kally ( 26/07/2005 14:28)
Bevohoka angaha i Isrine no mitady vitamines be dia be?:D

Anaty salade romaine no misy vitamine B9 indrindra, salady maitso be somary henjakenjan-dravina izay izy io.Dia anaty fromage sy tamenak'atody koa ary épinards. Tandremo anefa fa levon'ny hafanana ny B9 ka raha andraoinao izany ny atody ohatra dia levona ilay vit.:cry:
4. isrine ( 26/07/2005 14:49)
tsy hoe bevohoka fa efa mitady ho bevohoka, ka mila mahalala zavatra tsara e.
kally: reny salade frisé reny ve zany lazainao izany? dia atao ahoana izany ny fihinana atody raha izany, na ampangotrahina na endasina dia ho levona foana ny vit, sa hohanina manta.
fasaly: cuisse de 9? inona koa zany, fihinana ve zany? hihihi.......
5. Tiana1 ( 26/07/2005 14:50)
atikena sy katsaka koa, zavokaha...
6. fasaly ( 26/07/2005 14:52)
irisine: fihinanana io ka tsy hainjy ve zany cuisse de 9 fe -tsahobakaka hihihi! tsa te ndroky ve????
7. kally ( 26/07/2005 15:34)
Tsy salady frisée fa salady matevitevina be izay izy io,tsy hitako izay hanazavana azy aminao fa anontanio hoe laitue romaine hoe, hila hitovy @ petsay ireny izy raha jerena. Dia raha tsy misy an'io dia épinards atao salady koa e! dia ny tamenak'atody ange azo hanina manta e! atao mayonnaise na asiana tantely fotsiny sy voasary makirana kely sady ody kohaka no mahasalama.
8. fijo ( 26/07/2005 20:48)
ekena dokotera.
9. kally ( 27/07/2005 07:22)
Iza ity dokotera ry Fijo???
10. isrine ( 27/07/2005 13:55)
kally: hay ve e, misy laitue aty aminay ka.
fasaly: fero any ny cuissen-droky fa aho tsa mila. hihihi........
11. fasaly ( 27/07/2005 16:08)
hihih!
irisine tsa tendroky ve?!!!! aleo aza ijanoina e! kanefa io efa misy 9 fa manque VIT.B sisa
12. fijo ( 27/07/2005 20:24)
kally ndroky ko iha koa ary.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0861