lalaom-pahazazana
21. dizneff34
(
28/07/2005 06:48)
eisy e ry fahazazako ! euhh ... course daba kely (tena izy de ze maharesy mahazo ny daban' izay resy) Tadidiko za nanana lancia mavomavo zay osorana menaka @ zay mi-rill tsara (zany ny fiteny azy t@ zany) de asina poids @ zay tsy mora KO !!!
22. notron
(
28/07/2005 07:04)
Ary le ma*ifanosika @ kalesy kely de mianjera de koaka daholo ny kioho sy ny lohalika. De lazaina hoe aksidan hihihihihihihihi!
Maloto daholo na tongotra na tanana na akanjo!
bedy refa tonga any an-trano
Maloto daholo na tongotra na tanana na akanjo!
bedy refa tonga any an-trano
23. ari.malala
(
28/07/2005 08:13)
ary le miombona parler je t'aima nga tsy tadidinareo? d le tratra miteny je t'aime @ ty ol hita rehetra ity! :-D
25. Veloo
(
28/07/2005 17:58)
ary nareo bandy reo angaha tsy nilalao zoera sy ny kapisily ary ny kanety? Za vavy fa nilalao t@ lehilahy fona...:wink:
29. ari.malala
(
29/07/2005 08:08)
:-D hafa ko le interpretation ani Mifenty! :-D
ary ny nankaiza i Margrity nga adinonareo? :-D
ary ny nankaiza i Margrity nga adinonareo? :-D
30. mandrindra
(
29/07/2005 09:24)
fa lasa aiza izy ry ari.malala ?
mifenty, efa hoe nilalao kanety hono i veloo tamin'izany
ny zoera indray tena misy karazany
ny bandy sy rôla tsy adino
mifenty, efa hoe nilalao kanety hono i veloo tamin'izany
ny zoera indray tena misy karazany
ny bandy sy rôla tsy adino
31. fasaly
(
29/07/2005 11:06)
notron:
hihihi!
milay be io kalesy io tamzany, zà koa de nandrovitra aknjo foana de afenina any ambany fandriana lay akanjo sao tsatsa ny lehibe de bedy.
hihihi!
milay be io kalesy io tamzany, zà koa de nandrovitra aknjo foana de afenina any ambany fandriana lay akanjo sao tsatsa ny lehibe de bedy.
33. booboo
(
29/07/2005 13:49)
tanalahy ve ? hihihihihi.
Ary tsisy nanao ilay milalao refa diavolana ireny angaha aminareo ? Dé lé mifampiantso aby ny ankizy refa avy mikaly hariva. Raikitra @ zay ny "misy tondro vaovao" sy ny "bonbon sigarety" sy ny tariny.

34. ari.malala
(
29/07/2005 13:56)
booboo> zay aky mpanao an'io â! :)
mandrindra> :-D:-D:-D:-Dao anatin'ilay tranokely :-D:-D:-D
mandrindra> :-D:-D:-D:-Dao anatin'ilay tranokely :-D:-D:-D
35. Veloo
(
29/07/2005 18:07)
Mifenty a ny sainao ratsy mba ovay eeeeeee:twisted: tsy hitako izay olana hiaharana milalao amin'ny bandy:P
Sasa a aveloa oa izay lazainy lazainy ao kle:twisted:
Sasa a aveloa oa izay lazainy lazainy ao kle:twisted:
37. akamatiana
(
02/08/2005 03:53)
le manao kimariazy kimariazy no milay hihhih , de le miady weee sipako i ann de ra vo mivovy ny anarab'ilay kisipasipa de mitomany weee anah iny kouuu:-D:-D:-D
38. sasa
(
02/08/2005 04:49)
akamatiana tadidiko mintsy le sipanjy tamin'iny klé, le saiko novonoiko iny fa za kou mbo te ho sipanjy.:-D:-D:-D:-D:-D:-D
39. akamatiana
(
02/08/2005 04:59)
sasa hihiihih de tadidin'lah ve le manao bizz akasoka lol :-D de le nofafako moultsouuu aveo hihihih:-D