MBA FETSI2 DIA MBA MAILOMAILO KOA EEE!!!!!

21. Mifenty ( 27/07/2005 07:46)


tady ivadika resaka pedofilo ndray izy zany a
22. scorpion ( 27/07/2005 10:35)
mot de pass
23. fijo ( 27/07/2005 20:54)
mifenty tsy misy hifandraisany io ka.resaka fifampatokisana io
24. lilbon ( 28/07/2005 05:38)
tssssssssss!
Hoy ny ntaolo :NY AHIAHY TSY IHAVANANA
eto de we le mal est fait!
na hanome mot de passe ramatoa natsy hanome de efa tsy ao tsony ny fifampitokisana
ramatoa manafina ,rangah mailo
inn tsony
ra za rangahy de mba manokatra adiresy mail ko za de ataoko vtrall be ?
de tsy meko koa ny mot de passe ?
samy vita !tsy manao ratsy ramatoa
tsy manao ratsy rangah:twisted::twisted::twisted:
25. sipagasy ( 28/07/2005 09:44)
mmmhhhh io resaka aterineto nareo io wann rankizy mbola hanimba tokantrano hihihihi


oups sao de be sira injay izao io??? hihihihih
26. cocorie ( 28/07/2005 12:37)
Samy diso e!
lilbon>ra za rangahy de mba manokatra adiresy mail ko za de ataoko vtrall be.
de raha mivovo ve zany ny alika de hivovo daholo e! avelao samy hanana ny liberté-ny; mankaleo be ny enquete conjugale rehefa coller serré foana.sipa tsy hita maso ve dia hahasaropiaro e!:evil:
27. lilbon ( 28/07/2005 14:26)
cocorie>hihihi
hena tsy lasa aiza na aiza ve de hoe lanin'ny saka ve ?:lol::-D:-D:-D:-D
28. fijo ( 28/07/2005 21:46)
sipagasy,izany ve???????:lol::lol:
lilbon kozy izany an.
29. isambilokely ( 28/07/2005 23:02)
Film efa nandeha io fa le rangah mihintsy no mety manana boaty bedabe de mahana lery. Fa rah'izaho manokana dia tsy misy iraharahako zay pot de masse any fa olona tsy misy atao koa angamba no hanara-maso an'izany. Raha misy zavatra important kokoa dia mino aho fa tsy hangataka mot de passe izy. Raha mba hoe NIP ny carte de crédit na carte bancaire dia mba mety milay fa kosa pot de masse eto am aterineto araka ny filazan'ilay jobagasy io ambony io dia kely saina. Matawatra ny valeur-ny koa angamba lery dia mitady hifehy joba eto am aterineto.

Mbilo Raika
:lol: Youpiiiiiii
30. sipagasy ( 29/07/2005 08:04)
:-*
31. anja2000 ( 30/07/2005 05:08)
Za kosa aloha tsy tiako le angatahana mot de passe e. Manana ny fiainako manokana aho fa tsy tokony hofantany daholo zany. Za zao manana boite 7 fa ny ahy tsy omeko:x
32. princesse ( 30/07/2005 07:41)
tsy tokony ho pbm mintsy zany fanana adresse maro zany!sady tsy fanao ny mangataka mot de passe na dé mpivady ary!mariky ny tsy fahatokisana an"lé ramatoa sady tsy fanajana ny liberté any!mety fananiny lé ramatoa mintsy ngé lé izy ijereny wé matoky azy v ny vadiny sa tsia e!amiko mahana lé ranga, mety nisy zvt nataony tany ampadéanana tany dé mataoatra izy wé so dé misy zvt afenin'ny vadiny azy koa!
33. fijo ( 03/08/2005 21:47)
tsy mety wa io sarotiny io.
34. mandrindra ( 05/08/2005 13:03)
sarotiny amin'ny tsy antony e.
Raha izaho aloha dia ny mot de passe an'le fikabe hoe ho azoko foana no angatahako e. Tsy izay mail virtoaly any.
35. fijo ( 09/08/2005 20:03)
izay mihintsy,ne hita eo aloha henjehana fa izay tsy hita any ve no handaniana rora le
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0583